Lors d’une intervention d’une trentaine de minutes, hier soir sur la chaîne nationale, le Chef du gouvernement, Christian Ntsay, a tenu à dissiper les doutes et tout malentendu, au sujet du processus électoral. Une occasion aussi pour lui de faire taire les critiques à l’égard du gouvernement collégial. Entouré de […]
Mois : septembre 2023
SOKA Club: miditra an-tsehatra amin’ny kitra afrikanina ny Telma
Manomboka izao, afaka hiaina ireo vaovao eto Afrika ireo mpankafy. Azo atao izany amin’ny fidirana ao amin’ny SOKA Club, sehatra an-tserasera voalohany manangona sy manao varotra ary milalao amin’ny alalan’ny karatra niomerika misolo tena ireo firenena afrikanina 54. Misy ny SOKA Heroes, amin’ny fampiasana ny teknolojia NFT (non-fungible token). Misy […]
SOMBIM-BAOVAO
Miofana hahazoana ny mari-pahaizana “Brevet d’entraineur de Football” i Dimitry Caloin, mpilalao baolina kitra mizaka zom-pirenena roa, Malagasy sy Frantsay. Tsiahivina fa anisan’ireo mpilalao nitondra avo ny Barea nandritra ny CAN 2019, izay natao tany Egypta, ity mpilalao ity. Nahatafiditra baolina roa nanoloana ny Police Tero, ekipa Thaïlandais, Rakotoharimalala Njiva, […]
Basikety – “BAL” : hanampy ny Cospn i Bishop Michael Coulter
Hiatrika ny fifaninanana “Basket ball Africa League (BAL)”, dingana voalohany, ny 1 hatramin’ny 8 oktobra izao ny ekipan’ny Cospn. Ekipa tompondakan’i Madagasikara farany ka voatsonga hisolo tena an’i Madagasikara amin’ity fifaninanana ity. Vaovao voaray teny anivon’ny klioba fa hanatevin-daharana indray ny Cospn, ilay mpilalao basikety amerikanina, i Bishop Michael Coulter. […]
Kitra – Fitantanana ny Barea de Madagascar : mety ho tohizan’ny FMF ny fiaraha-miasa amin’ny Me Rôrô
Tsy mbola voatendry hatramin’izao izay ho mpanazatra ny Barea de Madagascar, eo amin’ny fanohizana ireo lalao iraisam-pirenena manaraka. Mifamahofaho be ny resaka saingy heno fa mety ho ny Me Rôrô ihany no hotazomin’ny FMF. Tsy manana mpanazatra ny Barea de Madagascar amin’izao fotoana izao. Tsy mbola nisy fanendrena nataon’ny Federasiona […]




