Tsy hita be ihany ireto mpanao politika malagasy ireto. Mivoaka miditra toa lelon-jaza amin’izay fihetsika atao. Mbetika mitsipaka, manangatra amin’ny fanaovana fanambarana arahin-tsonia. Mbetika manaraka ny onjany, toa mankasitraka izay ataon’ilay fitondrana. Manao kilalao mahavalalanina. Ilay vahoaka no fanina. Mankaiza ary izy ity ? na samy tompom-pahefana ihany koa aza […]
Mois : septembre 2023
Antoko MFM : nodimandry Rakotovazaha Olivier
Misaona ny tontolo politika. Nodimandry, omaly, Rakotovazaha Olivier, filoha nasionalin’ny MFM. Efa minisitra sy senatera izy fony fahavelony. Banga ny tontolo politika. Nodimandry, omaly, ny filoha nasionalin’ny MFM, Rakotovazaha Olivier. Efa minisitry ny Fitaterana sy ny fizahantany, ny taona 2003 ny tenany, fony fitondrana Ravalomanana. Mpikambana teo anivon’ny Filankevitra ambony […]
Nitsoaka ny iray tanàna : mpaka an-keriny iray lavo, telo azo sambo-belona
Nirefodrefotra ny basy tao Betoho, fokontany Ambatokely, kaominina Ambohibary Vohilena, ny alatsinainy 11 septambra teo. Nikononkonona hanafika tao amin’ny fokontany Andavabary, anatin’io kaominina io, ny ekipan’ity dahalo mpaka an-keriny atao hoe Ndremasy ity ny alahady 10 septambra. Naharay angom-baovao ny zandary fa ny alin’io andro io ihany dia ho tonga […]
TSELATRA
Zazavavy telo taona maty voahosin’ny fiara tsy mataho-dalana teny amin’ny fokontany Ankadilalampotsy-Ankaraobato, ny alatsinainy 11 septambra teo. Nilalao io zaza io no sendran’ny fiara nandalo tampoka, araka ny filazan’ny nanatri-maso. Efa nampitandrina ny mpamilin’ny fiara ny polisy kaominaly iray teny an-toerana, talohan’ny loza saingy niafara tamin’ny loza hatrany izany. Vehivavy […]
Telo lahy voasambotra : 4 500 000 Ar ny basy iray
Voasambotry ny polisy ny telo lahy mpanao trafikana fitaovam-piadiana mahery vaika. Naiditra am-ponja, afakomaly, izy ireo, izay mpamatsy basy sy bala jiolahy ihany koa. Naiditra am-ponja vonjimaika eny Antanimora, afakomaly, ireo telo voarohirohy ho tompon’antoka tamin’ny fikasana hivarotra basy mahery vaika miaraka amin’ny bala. Voasambotry ny polisy avy ao amin’ny […]




