Mois : septembre 2023

INDRAY MIJERY

Hikorontana ny fifamoivoizana an-dranomasina any amin’ny morontsiraka afovoany andrefana, atsimo andrefana, atsimo, atsimo atsinanana ary afovoany atsinanan’ny Nosy noho ny alondrano avy any atsimo na atsimo andrefana. Hahery be ny ranomasina ka nahazo filazana fampitandremana ny faritra Melaky, Menabe, Atsimo Andrefana, Androy, Anosy, Atsimo Atsinanana, Fitovinany sy Vatovavy, manomboka ny […]

Maison Aina Ambatolampy : nahazo fitaovam-pianarana ny ankizy sahirana

Nisitraka fitaovam-pianarana ireo mpianatra manala fanadinana eo anivon’ny Epp Ampasanisadoda sy ireo an­kizy sahirana ao amin’ny Maison Aina Ambatolampy Antananarivo, ny sabotsy lasa teo. Niara-nanolotra izany, ny Rotaract Club Antananarivo Faneva sy ny Leo Club Anta­nanarivo Mitantsoa ary ny Sodim. Hetsika “Andrin’ny hoavy”, hanampiana ireo an­kizy sy hanasoavana ny mpiara-belona […]

Kaominina Ambatoasana centre : nahazo fotodrafitrasa sosialy maro

Tanàna Orange faha-28 ny ao amin’ny kaominina Amba­toasana Centre, distrikan’i Soavinandriana, faritra Itasy. Nahazo fotodrafitrasa sosialy maro avy amin’ny tohana nentin’ny Orange solidarité Madagascar ny tanàna ary notokanana ny faran’ny herinandro teo tany an-toerana. Nampiana ny CSB I ary nasiana toeram-pivoahana sy fidiovana ihany koa. Nahazo fitaovana avy amin’ny mpiray […]