Mois : septembre 2023

Sombim-baovao.

Nahazo isa telo indray ny ekipan’ny les Bleus France, omaly. Lavon’izy ireo tamin’ny isa 2 no ho 0 i Irlande, nandritra ny andro faha-5, fifanintsanana hiatrehana ny Euro 2024, ho an’ny vondrona “B”. Baolina tafiditr’i Tchouameni sy Thuram no nitondra ny fandresena ho an’ny frantsay. Raveloson Samuel, Malagasy mpilalao baolina […]

Kitra – «Ballon d’Or 2023»: tsy tafiditra ao anaty lisitra i Neymar sy i CR7

Namoaka ny anaran’ireo mpilalao baolina kitra, hanaovana ny safidy izay handrombaka ny “ballon d’or 2023”, tao amin’ny tambajotran-tseraserany ny alakamisy lasa teo, ny France foot-ball, mpikarakara izany. 30 ireo mpilalao voafidy ka sambany tao anatin’ny 20 nisian’ity fifaninanana ity, no tsy tafiditra tao anaty lisitra ilay portioge, i Cristiano Ronaldo […]

“Mini Basket”: miisa 63 ireo mpanazatra hofanina

Notanterahina, nanomboka omaly sy anio, teny Mahamasina, ny fampiofanana ireo mpanazatra ny ankizy latsaky ny 12 taona na U-12, tafiditra anatin’ny « Forum National Mini Basket ». Miisa 63 mianadahy izy ireo no misitraka izany fiofanana izany. Raha ny fanazavana nataon’ny tomponandraikitra, Soloharinivo Onja, lehiben’ny kaomisionina « Mini basket » eo anivon’ny Federasiona malagasin’ny […]

Vaovao tambatra

Manomana ny volavolan-dalàna momba ny tetibolam-panjakana 2024 ny minisiteran’ny Toekarena sy ny fitantanam-bola. Nihaona tamin’ny solontenan’ny mpandraharaha sy ny fiarahamonim-pirenena ny minisitera, ny alakamisy teo, handrafetana ny fangatahan’izy ireo hahafahana mandrafitra farany izany volavolan-dalàna amin’ny taona ho avy. Mbola hihaona ny 21 septambra izao indray ny roa tonta. Nisitraka fampiofanana […]