Mois : septembre 2023

Ambatolampy-Antehiroka: mpiompy 539 nahazo zanak’akoho 6 000

Ao anatin’ny politikam-panjakana ny fampiroboroboana ny tontolon’ny fiompiana. Nisitraka zanak’akoho hatramin’ny 6 000 isa ny mpiompy 539, mpikambana ao amin’ny “Rise and shine”, ny sabotsy teo, teny Ambatolampy Ambohibao. Mahavelona ny fiompiana akoho ary anisan’ny sakafo mitondra hery sy fahasalamana izany. Manodidina ny 2 700 ireo nahavita fiofanana momba ny […]

Olan’ny oniversite: mitondra fanazavana ny Profesora Gilbert

Seces tia vola! mampikatso ny fampianarana! Izany no fiampangana ny Seces amin’izao fotoana. Mitondra fanazavana ny mpampianatra mpikaroka, ny Profesora Gilbert, sekretera jeneralin’ny Seces nasionaly nandritra ny “sit-in” nataon’izy ireo ny faran’ny herinandro teo. ‘‘Tsy maharaka ny zavatra tokony hatao ety amin’ny oniversite ny fanjakana. Tsy araky ny tokony ho […]

Iray volan’ny Alzheimer: hetsika maro hampahafantarana ny aretina

Aretin’ny zokiolona efa maherin’ny 60 taona matetika ny Alzheimer. Manomana hetsika maro ny fikambanana Masoandro Mody hampahafantarana ny aretina mandritra ity volana septambra ity. “Tsy diso aloha loatra, tsy mbola tara loatra, alaviro dieny izao”.  Io no lohahevitra amin’ny fanamarihana ny iray volana ho an’ireo mararin’ny aretina Alzheimer amin’ity volana […]

Fahasalaman’ny voa Zava-dehibe ny fandaminana ny diabeta sy ny tosidra

Lasa aretina mateti-pitranga ny aretin’ny voa, ankehitriny . Mitondra fanazavana mikasika izany ny Profesora Randriamanantsoa Lova. Mandrindra ny tosidra, manary ny loto anatin’ny vatana ary mamorona ny selamena anaty ra no asan’ny voa. Azo sokajina ho roa ny tsy fanaovan’ny voa ny asany, raha ny fanazavana entin’ny profesora Randriamanantsoa Lova. […]