« Festival Flamenco Madagascar ». Mitohy amin’ny anio, eny amin’ny IFM Analakely ny hetsika « Festival Flamenco Madagascar ». Fampisehoana manodidina ny “Flamenco Jazz”, iarahana amin’ny Silo no ho hita eny an-toerana, anio. Raha tsiahivina, efa nisy ny hetsika natao teny Ankatso sy teny Ampasanimalo, omaly. Ratsimilaho. Tanterahina eny amin’ny Musée de la Photographie […]
Mois : septembre 2023
“Ant’sary doc festival”: hampivoatra ny horonantsary fanadihadiana
Tanterahina manomboka anio hatramin’ny alakamisy 28 septambra 2023, amina toerana maro eto Antananarivo, ny « Festival Ant’sary Doc” andiany voalohany. Mamondrona ny mpankafy sy ny matihanina eo amin’ny tontolon’ny horonantsary fanadihadiana ny hetsika. Sokajy efatra no hifaninana mandritra ity fotoan-dehibe ho an’ny horonantsary fanadihadiana ity, ary mpanatontosa maro avy eto Madagasikara […]
« Slam nationale 14 »: ho ampoka hetsika « Slam » ny tanànan’Antananarivo
Tontosa teny amin’ny Institut français de Madagascar (IFM) Analakely, omaly, ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety, nampahafantarana ny « Slam nationale » andiany faha-14. Hetsika « Slam Poèsie », lehibe indrindra eto Madagasikara, tanterahina ny 21 septambra 2023 hatramin’ny 30 septambra 2023 eto Antananarivo izy ity. Ho an’ny fifaninanana nasionaly, miisa 20 ny mpandray […]
Dr Peter Youngren: Tanàna fito no holalovany
Mivahiny eto Madagasikara ny mpandaha-teny Dr Peter Youngren, Kanadianina. Tanàn-dehibe fito no holalovany mandritra ny diany eto, anisan’izany Antananarivo sy Fianarantsoa. Ao anatin’ izany, hisy ny seminera lehibe hataony ho an’ny mpiandraikitra fiangonana. Eo ihany koa ny fihaonana amin’ny tomponandraiki-panjakana ary farany sady goavana indrindra ny fihaonana amin’ny vahoaka malagasy. […]
« Du jardin à la table »: hisongadina ny haify sy nahandro ary zaridaina
Hotanterahina eny amin’ny Alliance Française Antananarivo (AFT) Andavamamba, ny 28 septambra 2023 hatramin’ny 30 septrambra 2023, ny hetsika « Du jardin à la table ». Hetsika natao hanasongadinana ny vokatry ny tany sy ny tanora mpandraharaha ary ny haify avy eto an-toerana sy avy any ivelany. Ankoatra ireo, hisy ihany koa ny […]




