Mois : octobre 2023

Fikambanana Psy-kôzy : hametraka ivontoerana fanarenana ara-tsaina sy ara-tsosialy

Marihina mandritra ity volana ity ny fahasalaman’ny saina. Nitondra ny valin’ny fanadihadiana natao teny anivon’ny hopitaly telo mandray an-tanana ireo olona manana olana ara-tsaina ny fikambanana Psy-kôzy Madagascar, omaly, teny Ambohidahy. 17,6% no manaraka fitsaboana noho ny fiankinandoha amin’ ny zava-mahadomelina samihafa, 12% kosa noho ny fisotroana toaka, 11% avy […]

Tsarazaza sy Fandriana: tokantrano 1 500 nisitraka herinaratra

Miara-miasa amin’i Madagasikara hatrany ny governemanta amerikanina amin’ny fampandrosoana ny tontolo ambanivohitra. Hatramin’ny taona 2018, tokantrano sy orinasa 90 000 nisitraka herinaratra avy amin’ny Power Africa, tamin’ny alalan’ny 2,2 tapitrisa dolara ho fanohanana ireo mpamokatra angovo eto amin’ny firenena. Tamin’ity taona ity, tokantrano 1 500, ao amin’ny kaominina Tsarazaza sy Fandriana indray […]