Une fois la procédure de destitution de Herimanana Razafimahefa enclenchée, le nom de son successeur circule déjà à la Chambre haute, plus précisément celui du général retraité, Richard Ravalomanana, élu président du Sénat, à la majorité hier. La page Herimanana Razafimahefa est définitivement tournée. Depuis hier, le Sénat a un […]
Mois : octobre 2023
Justice et Paix : “Aoka hampizorina araka ny tokony ho izy ny fifidianana”
«Aoka ny tomponandraikitra misahana fifidianana hanao izay rehetra hampizotra izany araka ny tokony ho izy sy tsy mitanila», hoy ny fanambaran’ny vaomieran’ny Eveka misahana ny fahamarinana sy ny fiadanana, novakin’ny sekretera jeneraly, ny pretra Randrianasolo Sata Jean-Noël, omaly, tetsy Antanimena. Ny fanamafisana ny demokrasia sy ny fanjakana tan-dalàna mampanjaka ny […]
Rasoanaivo Laura: hifaninana amin’ny « Abu Dhabi Grand Slam »
Taorian’ny niatrehany ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany, sokajy Juniors, taranja Judo, fifaninanana iraisam-pirenena roa avy hatrany indray no miandry an-dRasoanaivo Razafy Aina Laura. Hihazo an’i Abu Dhabi izy, ny 24 oktobra izao, hiatrika ny “Abu Dhabi Grand Slam 2023”. Hitohy any Senegal kosa ny diany, ny 11 novambra, hifaninana amin’ny […]
SOMBIM-BAOVAO
Araka ny vaovao navoakan’ny tambajotran-tserasera omaly, nahazo fifanarahana tamin’ny klioban’ny AL Duhaïl Qatar, i Christophe Galtier, Frantsay mpanazatra. Fifanarahana mandritra ny roa taona no azon’ity Frantsay teknisianina ity. Marihina fa efa nanazatra ny Paris Saint Germain i Christophe Galtier, ny taom-pilalaovana 2022-2023. Noho ny fahoriana mianjady amin’i Kylian Mbappe, Frantsay […]
Rugby lalao Olympika 2024 : hanomboka rahampitso ny fifaninanana
Hotanterahina ny 14-15 oktobra ho avy izao, any Tunisie, ny ady tapakila hiatrehana ny lalao olympika, JO Paris 2024, taranja Rugby lalaovin’olona fito. Miisa valo ireo firenena mandray anjara amin’izany, ka ao amin’ny vondrona B no misy an’i Madagasikara. Miaraka amin’izy ireo i Kenya sy i Zambie ary i Ghana. […]




