Mois : octobre 2023

Tsy mpampiala voly fotsiny… : tompon’andraikitra koa ny mpanakanto

Karama fotsiny, ho an’ny sasany. Adidy amin’ny firenena kosa, ho an’ny hafa. Na inona na inona fironana, tompon’andraikitra amin’ny raharaham-pirenena ny mpanakanto. Mpanabe ny mpanakanto. Manana adidy goavana amin’ny mpiara-belona aminy izy ireny, indrindra ireo mpanao mozika. Efa adidy sy andraikiny ny mampiala voly, saingy tsy izay ihany. Isaky ny […]

FANTINA sy FINTINA

Hiala nenina amin’ny minisitry ny Fiarovam-pirenena ny kandidà 10, anio, araka ny lahateny teny Antsonjombe, ny sabotsy teo. Hitondra taratasy miantso fandraisan’andraikitra amin’io minisitera io sy ny polisim-pirenena izy ireo. Narangaran’ireo kandidà koa fa hiditra eo amin’ny kianjan’ny 13 mey izy ireo raha tsy misy ny vahaolana. Mitaky ny handravana […]

Minisitra Ramaholimasy Pierre Holder : « Tsy mikarakara fifidianana izahay »

“Misy miteny hoe aleo hanangana governemanta vaovao hikarakara fifidianana: faran’izay diso izany. Tsy manana fahefana amin’ny fikarakarana fifidianana ny governemanta”, hoy ny minisitry ny Fanajariana ny tany sy ny fananan-tany, Ramaho­limasy Pierre Holder, manoloana ny fitakiana governemanta iraisana hikarakara fifidianana. Asa vonjimaika amin’ny fampandehanan-draharaha andavanandro ny asan’ny governemanta ifarimbonana. Tsy […]

Ady fiady sady fitady

  Rehefa idrikinana sy toherina fotsiny izao ny raharaha na zavatra iray na hita fa marina izao aza dia diso, tsy azo ekena, manimba. Izany ny misy sy iainana amin’izao fiatrehana fifidianana izao? Lotoina ankitsirano izay madio; avy eo, ny tena ihany no mitady fanadiovana. Korontanina tsotra izao ny lamina […]

Kandidà Andry Rajoelina: « Mamoafady ny fivoizana ny adim-poko sy ny fanavakavahana »

Toliara, Sakaraha, Betroka, Ihosy, ireo ny toerana notsidihin’ny kandidà Andry Rajoelina, ny faran’ny herinandro. Nitodika amin’ireo mpanao politika sasany ny tenany tamin’izany. Nambarany fa fitiavana tsy misy fihatsarambelatsihy ny azy ary mampiray ny Malagasy. Ma­moafady ny fivoizana ny adim-poko sy ny fanavakavahana. “Aoka halavirina ny fankahalana… Adidin’ny mpitondra ny mampitambatra […]