Andrianjafy Ny Aina Anna, 16 taona, atletan’ny TAF Analamanga. Anisan’ireo zandriny indrindra niatrika ny lalaon’ny Nosy 2023, teto Madagasikara. Tsy diso safidy ny Federasiona malagasy sy ireo teknisianina nifantina azy satria nitondra avo ny lazan’i Madagasikara ny tovovavy. Nahazo ny medaly volamena teo amin’ny 4 x 400 m sy ny […]
Mois : novembre 2023
Tsipy kanetibe : mitaky ny volany amin’ny FIPJP ny FSBM
Ny sabotsy lasa teo, nandefa taratasy any amin’ny filohan’ny Federation international de pétanque et jeu provençal (FIPJP), ny mpitantana ny tsipy kanetibe malagasy (Federation sport-boule malagasy). Ho setrin’ny tsy famelana ny ekipam-pirenena malagasy handray anjara amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany ho an’ny sokajy “junior”, lehilahy sy “senior”, vehivavy, takiny […]
Basikety 3×3: manoman-tena fatratra ny Ankoay
Higadona afaka tapa-bolana ny fiadiana ny amboaran’i Afrika, taranja basikety 3×3, handraisan’i Madagasikara anjara. Fifaninanana hotanterahina any Le Caire Egypta, ny 1 hatramin’ny 3 desambra ho avy izao. Samy handray anjara avokoa ny Ankoay lahy sy vavy ary efa fantatra ireo firenena iray vondrona aminy. Araka ny hita etsy amin’ny […]
JJB – “Open d’Afrique” : nandrombaka medaly 28 ny Malagasy mpikatroka
Fahombiazana tanteraka no azon’ny Malagasy solontena niatrika ny “Open d’Afrique”, andiany faha-5, taranja Jiu-Jitsu, natao tany Maorisy, ny sabotsy 18 novambra lasa teo. Medaly 28 be izao no noraofin’ny Malagasy. Tsy nisy nody maina fa samy niambozona medaly avokoa izy 18 mianadahy niverina teto Madagasikara. Nisy tamin’izy ireo aza no […]
Sombim-baovao
Tsy afa-niatrika ny lalao, teny amin’ny kianjan’ny Makis Andohatapenaka, omaly, ny 3FB. Fihaonana tafiditra amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina rugby, sokajy vehivavy. Araka izany, lalao telo ihany no natao teny an-toerana. Marihina fa ny RCTS Soavimasoandro no saika nifanandrina tamin’izy ireo, nandritra io fifanintsanana io. Ratsy fanombohana […]




