Olona iray voatsindry tao ambany kamiao tetsy Ambohimangakely, omaly. Nivadika tampoka io fiara nitondra entana io. Olona telo no nitaingina io kamiao io ka tavela tao ambanin’ny fiara ny iray. Nentina namonjy toeram-pitsaboana ity farany. Olona iray maty voatsindrin’ny taksiborosy Sprinter, raha 25 ireo naratra tamin’ilay lozam-piarakodia teny amin’ny RN […]
Mois : novembre 2023
Grenady- Toby Ratsimandrava: lehilahy nosamborina, basy roa nogiazana !
Lehilahy iray no voasambotra, afakomaly, tamin’ilay fanapoahana grenady tetsy amin’ny Toby Ratsimandrava. Nahitana basy roa ihany koa tao an-tranony ka ny iray kilalao. Voasambotra, afakomaly, teny Analamahitsy, boriborintany fahadimy ny tovolahy iray. Ahina ho tompon’antoka voalohany tamin’ny fanapoahana grenady teo amin’ny kianja filalaovana basiketin’ny Toby Ratsimandrava, ny alin’ny 7 novambra 2023. Araka ny angom-baovao natao, manana […]
11 oktobra 2023
Tir en l’air du 11 octobre 2023
Kickboxing : un come-back de Gildas A. et de Johny R.
Ce ne sera qu’un combat-exhibition, mais le retour à 59 ans de l’ancien international Gildas André Razanajatovo, ce jour au gymnase Mahamasina, face à l’autre international Johny Rasolofonirina, 60 ans, enflamme le monde du kickboxing. Ce combat est organisé par la section kickboxing de l’association Fihezama ( Fitaizana herin’ny zatovo […]




