Voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny kaomisarian’ny boriborintany fahafito (CSP7), 67 ha, teny Ankasina, afakomaly hariva ny jiolahy iray nahatrarana taolam-paty. Nahazo loharanom-baovao mialoha ny polisy momba ny fisian’ity jiolahy ity mihaodihaody eny amin’iny faritra Ankasina iny. Tsy azo antoka fa mitondra zavatra mifonofono selofanina. Mivezivezy eny Ankasina izy, araka […]
Mois : novembre 2023
Emmo/Nat : “Homena mpiambina manokana ireo kandidà”
Namory mpanao gazety tetsy amin’ny Toby Ratsimandrava, ny eo anivon’ny Emmo/Nat, omaly. Nitondra fanazavana manoloana ny toe-draharaham-pirenena izy ireo tamin’izany. Nambaran’ny eo anivon’ ny Emmo/Nat, ny Jly Ramasimanana William fa misy tetika maloto any ambadika any ka handray ny fepetra samihafa mifandraika amin’izany izy ireo. “Misy mikasa ny hifofo ny […]
Haitao ara-kajy mirindra: hampiroborobo ny famokarana
Hiara-hiasa ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana, ny Airtel Madagascar ary ny ONG “Agence de développement inclusif et durable”(ADID), hanatanteraka ny tetikasa « territoire agricole durable » (TAD), entina hampiroboroboana ny famokarana eto Madagasikara. Tanjona ny hisian’ny fandrosoana maharitra ho lovain’ny taranaka amin’ny sehatry ny fambolena sy ny fiompiana. Eo ihany koa ny hampiharana […]
Lomotra fihinan’ny fano: Fotoana mahabe poizina azy izao
Tafiditra anatin’ny vanim-potoana mampitombo ireo lomotra misy poizina, izay sakafo fihinan’ny fano na ireo sokatra an-dranomasina isika izao. Manomboka ny volana oktobra ka hatramin’ny volana marsa izany. Lomotra (dinoflagelles) fihinan’ny fano tanora izy ity izay voatahiry rehefa lehibe ka mampisy poizina ny nofony. Antony mahatonga ny fahafatesana rehefa mihinana ity sokatra an-dranomasina […]
Tao anatin’ny valo volana : Nilanja 329 188 t ny vary nafarantsika
Nahatratra 329 188 t ny vary nafarantsika nandritra ny valo volana voalohan’ity taona ity. Nihena izany raha toa ka tafakatra hatrany amin’ny 514 050t tamin’ny taon-dasa nandritra ireo vanim-potoana ireo. Izany hoe fihenana manodidina ny 184 862t, araka ny tatitra navoakan’ny observatoire du riz (ODR). Tsara ny voka-bary teto an-toerana ny taona […]




