Mois : novembre 2023

Fatim-behivavy hita tao anaty gony: fantatra ny fasana nakan’ny mpangalatra ireo razana

Taorian’ny fanadihadiana nataon’ny zandary momba ilay raharaha fahitana fatim-behivavy roa tanaty gony samihafa, ny sabotsy hariva 28 oktobra 2023, tao Am­bararata, kaominina Maha­tsinjo, distrikan’i Vondrozo, fantatra ny fasana nakan’ireo mpangalatra ireo razana ireo. Fasana tao Ambatolaza Ampataka, kaominina Maha­tsinjo, an’ny fokonolona ao Ambatomilovoka no niavian’ ireo fatim-behivavy roa ireo. Voalaza […]

Anjozorobe : olona roa nalain’ ny jiolahy an-keriny

Jiolahy fito nirongo basy Kalachnikov sy Mass 36 nanao fanamiana miaramila no tompon’antoka tamina raharaha fakana an-keriny tao amin’ny fokontany Antsevakely Atsimo, Marovazaha, Anjozorobe, ny alakamisy hariva tamin’ny 7 ora sy 30 mn. Naharitra adiny iray ny fanafihan’ireo jiolahy raha ny fampitam-baovao voaray avy any an-toerana. Tsy nifandrenesana ny poa-basy […]

Ahina ny herisetra: manentana ny vahoaka ho tony ny EMMO-FAR

Mitaona ny vahoaka tsy handalo eny Analakely ny EMMO-FAR, anio. “Mety hisy hanapoaka grenady mahery vaika any anaty mpanao fihetsiketsehana ka aleo mitandrina”, hoy izy ireo Nanao fanambarana, te­ny amin’ny Lapam-panjakana Ambohitsorohi­tra, omaly tolakandro, ny avy amin’ny État-major mixte opérationnel de la province d’Antananarivo (Emmo-Far). «Natao izao fanambarana izao ho […]