Mois : novembre 2023

CEG Tsarakofafa – Toamasina : mpianatra 28 nahazo vatsim-pianarana

Iray amin’ireo sekoly finamanana Sina-Madagasikara efatra naorina eto Madagasikara ny ao amin’ny CEG Tsarako­fafa, Toamasina. Mpianatra miisa 28 avy amin’ity kolejy ity no nahazo vatsim-pianarana avy amin’ny masoivoho sinoa, ny herinandro teo, ho fampaherezana azy ireo. Misy sokajy roa ny mari-pankasitrahana natolotr’ity masoivoho ity dia ny anaram-boninahitra “Iraka avy amin’ny […]

Fiatrehana ny vanim-potoanan’ny rivodoza : hamafisina ny asa rehetra fiomanana mialoha

Vinavinaina ho ny volana janoary hatramin’ny avrily no hitranga ny rivodoza mety hahakasika an’i Madagasikara. Mety hisy avokoa na avy ao amin’ny ranomasimbe Indiana na avy ao amin’ny lakandranon’i Mozambika. Ho fiomanana amin’ny fiatrehana ny vanim-potoanan’ny fahavaratra mitondra rivodoza sy miteraka tondradrano matetika, nohavaozina sy nohatsaraina ny drafitrasa mifandraika amin’izany mandritra ny roa […]

Plateforme WIPwork : une opportunité pour l’employabilité

Une grande opportunité pour l’employabilité. La plateforme WIPwork qui existe en application et en site web (www.wipwork. com) met en relation instantanément les entreprises et les demandeurs d’emplois. L’application WIPwork a pour ambition de faire se rencontrer l’offre et la demande en termes d’emplois. Elle regroupe toutes les classes d’emplois, […]

TARATRY ny KANTO

“Legends live”. Eny amin’ny Espace Dera. Fotoan-dehibe ho an’ny mpankafy ny mozika rock indray ny anio alina. Hifampizara sehatra indray ny tarika Iraimbilanja sy ny tarika Tselatra, izay samy zokinjokiny amin’ity mozika ity. Ela niandrasana ny fotoana ireo mpankafy, indrindra fa natao amina efitrano mba hampifanakaiky ny rehetra izany. Hifandimby […]