Mitohy nanomboka omaly sy anio ny hetsika ara-pahasalamana manakaiky vahoaka, izay karakarain’ny kaominina Antananarivo Renivohitra. Nisitraka izany, ny mponina eo anivon’ny fokontany Tetezana Afovoany, ao amin’ny Boriborintany voalohany. «Efa fahaenina isaky ny boriborintany no nanatanterahana ny hetsika ara-pahasalamana manakaiky vahoaka ary manodidina ny 40 000 eo ireo olona nisitraka izany […]
Mois : novembre 2023
62 taona ny Holafitra : vitsy anisa ny mpahay kaontim-bola
Miisa 170 ireo mpahay kaontim-bola am-perinasa. Manampy ny orinasa sy ny mpitantana amin’ny fitanam-bola ary ny fitsirihana izany, izy ireo. “Vitsy anisa saingy afaka misahana ny asa misy eto an-toerana ny mpahay kaontim-bola”, hoy ny filohan’ny Holafitry ny mpahay kaontim-bola, Andriamisa Ravelomanana, tetsy Andohatapenaka, omaly. Maro anefa ireo manao io […]
Vondron’ny kandidà: niverina ny hetsika taorian’ny 2 andro niatoana
Niverina indray ny hetsika Fotsy, an’ny vondron’ny kandidà, taorian’ny dinika maro samihafa. Somary nivoaka kely ny renivohitra izy ireo tamin’ny hetsika omaly ary sahala amin’izay ihany koa ny amin’ity anio ity. Nitohy teny amin’ny kaominina Ambohitrimanjaka, ao anatin’ny distrikan’Ambohidratrimo, ny hetsika Fotsy nataon’ny vondron’ny kandidà, omaly. Sahala amin’ny mahazatra, nisy […]
INDRAY MIJERY
Nanao fanambarana indray ny Seces sampana Antananarivo fa mitohy ny fitokonana satria tsy nisy ilay filankevitry ny governemanta nantenaina hamarana izany. Minisitra tokana sisa no mbola tsy nanao sonia ireo volavolana didim-panjakana dimy andrasan’ny Seces. “Aza atao takalonaina na anaovana fifaninanana sy kajikajy politika ny Seces”, hoy ny fanambarana. Nihena […]
Agent en système solaire photovoltaïque: niofana ireo mpampiofana 15
Manohana ny minisiteran’ ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa ny Unesco, amin’ny alalan’ny fandaharanasany, ao anatin’ ny fampiharana ny politikam-pirenena momba ny asa sy ny fanofanana arakasa. Misy atrikasa fanofanana ireo mpampiofana ho « agent en système solaire photovoltaïque », « installateur en système solaire photovoltaïque », « maintenance […]




