Azo lazaina ho nilamina amin’ny ankapobeny ny fandrindrana ny fifamoivoizana eny amin’ny lalam-pirenena (RN-2 sy RN-5) mihazo ny faritra Analanjirofo ary ny ao an-drenivohitry ny faritra Atsinanana tao anatin’ny herinandro nikirakirana ny fitaterana sy fanondranana vokatra letisia. Na teo aza izany, nisy ihany ny indrokely tamin’ireo mpampiasa ny RN-2 tamin’ny fitaterana letisia […]
Mois : novembre 2023
Variana nampiaraka : mpifankatia nendahin’ ny jiolahy
Lasan’ny jiolahy ny kitapon’ny tovolahy sy ny poketran’ny tovovavy iray sakaizany variana nampiaraka teo amin’ny seza fiandrasana taxi-be eo Ampefiloha, ny sabotsy hariva teo. Voalazan’ireo mpitondra taxi-moto nahita azy roa ireo fa somary efa ela ihany izy ireo no nipetraka teo amin’ny seza. Mihevitra ireo mpitondra moto fa miandry taxi-be […]
Ambohitrarahaba : lehilahy maty norarafan’ny jiolahy tifitra
Hamonjy fodiana, maty voatifitry ny jiolahy nitam-basy teny Ambohitraharaba, ny faran’ny herinandro teo, ny lehilahy iray. Jiolahy efa-dahy nitondra moto roa nanafika mpamongady iray teny an-toerana ny zoma 23 novambra teo. Nitondra fiara ireo mpivarotra ka nandrasan’ireo jiolahy kendry tohina. “Efa nanaraka ireo mpivarotra nanomboka tany Andravoahangy ireo jiolahy ary […]




