Navesatra ny didy navoakan’ny mpitsara eo anivon’ny fitsarana misahana ny ady heloka bevava tao anatin’ny fotoam-pitsarana andiany faharoa, ny 21 novambra 2023 teo. Voaheloka hanao asa an-terivozona mandra-pahafatiny i Younous Michou, raim-pianakaviana 41 taona. Niakatra teo anivon’ity sampam-pitsarana ity ny antontan-taratasin’ ady laharana faha 88-Toa/23-2845-RP/22 momba ny raharaha vaky trano […]
Mois : novembre 2023
INDRAY MIJERY
Nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra, ny alarobia teo, ny fandraisan’ny fanjakana an-tanana ny fandoavana ny latsakemboka izay anjara tokony haloan’i Madagasikara amin’ny maha mpikambana feno azy ao amin’ny fikambanana iraisam-pirenena momba ny fahasalamana na ny OMS. Aretina lagaly no mahazo ny ankizy any amin’ny tapany atsimon’ny Nosy, raha ny fanazavan’ny avy […]
Andriamahatana Manuela Christophère: tsy Covid-19 fa gripa ny mahazo ny olona
Tsy valanaretina covid-19 io miparitaka mamely ny olona tonga mameno toeram-pitsaboana amin’izao io, araka ny fanazavan’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka, omaly. Nanazava izany indrindra ny tomponandraikitra, Andriamahatana Manuela Christophère, tale misahana ny andrimaso ara-pahasalamana sy ny fanaraha-maso ny valanaretina sy ny loza mety hitranga (DVSSER), etsy Mahamasina. Aretina gripa vokatry ny fiovaovan’ny […]
vaksinin’ny kitrotro : Iantohan’ny Gavi ny 98%
Fantatra nandritra ny filankevitry ny minisitra ny fandoavana ny fandraisana anjaran’i Madagasikara amin’ny vidin’ireo vaksiny miaro amin’ny kitrotro ho an’ny taona 2024. Ny 2% amin’ ny vidin’ny vaksiny izay mitentina 36 202,79 dolara, araka izany, no horaisin’i Madagasikara. Raisin’ny fikambanana Global Alliance for Vaccines and Immunization (Gavi) kosa ny 98% izay […]
Mesupres sy Seces : mihenjan-droa ny tady, mbola miato ny fampianarana
Henjan-droa ny tady eo amin’ny Mesupres sy ny Seces. Mitana ny heviny ny roa tonta. Manameloka ny mpampianatra tsy nampianatra nandritra ny 5 volana ny fitondram-panjakana. Nitondra fanazavana ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana siantifika (Mesupres), tamin’ny alalan’ny fanambarana nataony omaly, fa misy amin’ireo mpampianatra eny amin’ny oniversitem-panjakana no […]




