Mois : novembre 2023

SOMBIM-BAOVAO

Tsy afaka ny hilalao amin’ity taom-pilalaovana 2023-2024 ity intsony i Gavi, espaniola mpilalao baolina kitra noho ny ratra nahazo azy. Raha ny fantatra, misy ratra eo amin’ny lohaliny «rupture du ligament croisé antérieur du genou». Haharitra fito hatramin’ny sivy volana eo ny fitsaboana azy. Taorian’ireo resaka mandeha tao anaty tambajotran-tserasera […]

Ranaivoharivony Arindra : “Afapo na tsy nahazo voalohany aza”

Mpikatroka Malagasy eo amin’ny taranja Jiu-Jitsu Brésilien, i Arindra. Vao herintaona monja izy no niditra teo amin’ny tontolon’ny JJB ary nandray anjara tamin’ny “Open d’Afrique” natao tany Maorisy farany teo. Naneho ny fahafaham-pony i Arindra tamin’ny medaly volafotsy roa norombahany. “Afapo aho na dia tsy nahazo ny anaram-boninahitra aza”, hoy […]

Rakotoarisoa Florent : “Tsy mety loatra ny fanakianana”

“Tsy mety loatra ny fanaovana fanakianana ny fanapahan’ny HCC. Tsy mety loatra ny ataon’ny mpanara-maso iraisam-pirenena amin’ny fanakianana mamaivay. Eo koa ny ataon’ny samy Malagasy, eo ireo milaza ho mpahay lalàna, mpisolovava, mpitsara, profesora… “, hoy ny filohan’ny HCC, Rakotoarisoa Florent, ny herinandro teo. Nambarany fa noho ny firenena mila […]

Fitsarana – Toamasina : olona enina voaheloka asa an-terivozona dimy taona

Miraradraraka sahady ny fanamelohana amin’ny alalan’ny sazy henjana ao Toamasina. Nanomboka omaly ny fotoam-pitsarana ady heloka bevava andiany faharoa. Ho an’ny andro voalohany, enina ny antontan-taratasin’ady notsaraina, nahitana olona voampanga miisa 20 mianadahy. Ny antontan-taratasin’ady laharana faha-155-Toa/23-4180-RP/22, anenjehan’ny fitsarana an’i Lesabotsy Berthin sy Randrianasolo Berthin ary Marc Thaurien amin’ny loham-panenjehana ho […]