Ny taona 2020 no niorina ny Groupe Mirasoa.18 mianadahy, ahitana mpitendry zavamaneno, mpihira, mpandihy ary mpiangaly ny feolafika no mandrafitra ny tarika. Taorian’ny nahavitan’ ny Mirasoa ireo fitetezam-paritra nahahenika an’i Madagasikara. Hiaka-tsehatra hizara ny kantony any Marseille, ny 30 desambra ary ao Paris, ny 31 desambra ho avy izao, ny tarika. Seho […]
Mois : décembre 2023
TARATRY ny KANTO
“Tour’nao”. Lasan’Indiamahery ny amboaran’ny fifaninanana « Tour’nao ». Ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Aft Andavamamba, no nanaovana ny dingan’ny famaranana. Fifaninanana “Slam” ho an’ireo sangany izy ity, ary niisa enina izy ireo no nifaninana tamin’izany. “Zébu d’Or”. Voahosotra ho mpandresin’ny fifaninanana nasionaly, nandritra ny “Madagascourt Film Festival” andiany faha 18, Andriamanantsoa […]
Tantara amin’ny Radio : hilalao ny « Misy mihaino » ny Sandratra
Seho miavaka no hanakatonan’ny Faribolana Sandratra ny taom-piantsana 2023. Hovelomin’ireo mpilalao tantara amin’ny Radio, mpikambana ao aminy, eny an-tsehatra ny « Misy mihaino ». Fampisehoana hotanterahina ao amin’ny CGM Analakely, ny sabotsy 23 desambra izao, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro. « Misy mihaino », hamondronana ampahany amin’ireo tantara fandefa amin’ny Radio, ahitana tara-kevitra mahatsikaiky, […]
Reko Band : niavaka ny fanofakana ny fahadimy taona
Tafaray ny tia sy ny manina teny amin’ny CCEsca Antanimena. Niara-paly sy nanokatra ny fahadimy taonan’ny tarika ny fianakaviamben’ny Reko Band, tamin’ny alalan’ny seho avo lenta sy matihanina tanteraka. Tontosa omaly, teny amin’ny CCEsca Antanimena, ny fampisehoana niarahana tamin’ny Reko Band. Fampisehoana nanokafan’ity tarika ity ny fahadimy taonany. Niavaka kely, […]
FANTINA sy FINTINA
Mitaky ny hisian’ny dinika ny Vondrona eoropeanina mba hanokafan’ny fitondrana varavarana hifampiresahana na efa lany aza ny filoha vaovao. “Tena ilaina ny fitoniana mialoha ny fifidianana depiote sy ben’ny Tanàna manaraka”, hoy Isabelle Delattre. Anisan’ny nanatrika ny fianianan’ny filoha Rajoelina teny Mahamasina, ny kandidà, Raderaniaina Sendrison. Teo koa ny kandidà […]




