Vokatry ny fiaraha-miasa eo amin’ny LTP Toamasina sy ny Campus La Châtaigneraie Coopération Normandie, nisitraka fampitaovana toy ny “outillages” sy “chambre froide” ny LTP Toamasina. Noraisan’ny talem-paritry ny ETFP Atsinanana, Solofomanana Jimmy, izany. Tanjona ny hanatsarana ny kalitaon’ny fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa ao amin’ny faritra. Haharitra enina andro, […]
Mois : décembre 2023
Madagasikara : 79 000 ny sary mamoafady miparitaka
Anisan’ny firenena mandefa sary mamoafady betsaka indrindra maneran-tany ny eto amintsika. Mitombo ny trangana herisetra sy fanararaotana ara-nofo mihatra amin’ny ankizy eto Madagasikara. Noho ny tsy fahaizana mampiasa internet, raha ny fanadihadiana nataon’ny Ecpat France. Mahatratra hatramin’ny 80 000 000 ny sary mamoafady miparitaka maneran-tany. 79 000 kosa ny sary […]
ONG MADE : hametraka sekolin’ny ray aman-dreny
Nosoniavina tetsy amin’ny birao fiasan’ny Fitaleavana misahana ny fanabeazam-bahoaka ho olom-pirenena (DEMC) Ambatomena ny fifanaraham-piaraha-miasa miaraka amin’ny ONG Maison des enfants (MADE), ny herinandro lasa teo. Ny talen’ny DEMC sy ny solontenan’ny ONG MADE no nanatanteraka izany. Tanjon’ny fifanarahana eo amin’ny roa tonta ny hametraka sekolin’ny ray aman-dreny (EDP) eo […]
Centre la bonté Andraisoro : nanamarika ny Noelin’ny zokiolona
Amin’ny Malagasy, ao an-trano ihany no karakaraina ny zokiolona, ray aman-dreny, satria izay ilay valim-babena. Misy anefa ireo mila fikarakarana manokana amin’ny fahasalamana sy ny lafiny hafa. Efa manana ivontoerana mamaly ny filàna ny eto amintsika. Nanamarika sahady ny Noely ny toerana fandraisana zokiolona, Centre la bonté Andraisoro, ny faran’ny […]
GTA- Manasa-dalana : Tafita ny Disciples FC, ny US Pro, ny Ajesaia ary ny Elgeco Plus
Notontosaina ny asabotsy sy omaly alahady, teny amin’ny kianjan’ny Elgeco Plus, By-pass, ny ampahefa-dalan’ny fifaninanana “Grand Tournoi d’Antananarivo”, taranja baolina kitra. Tafita hiatrika ny manasa-dalan’ity fifanintsanana ity ny ekipan’ny Disciples FC OPL, ny Us Pro Analamanga, ny Ajesaia Opl sy ny Elgeco Plus Opl. Raha hiverenana ny ampahefa-dalan’izy ireo, ny […]




