Mois : décembre 2023

TSELATRA

Tratra nifoka rongony tao amin’ny faritry ny Rovan’Ambohimanga ny jiolahy telo, afakomaly. Monina eny Vinany, kaominina Itaosy, ry zalahy ireto saingy izao lasa nifoka zava-mahadomelina tany Ambohimanga izao. Ny tomponandraikitry ny Rova no nahatsikaritra ny fandikan-dalàna nataon’izy telo lahy, niantso zandary avy hatrany. Maro ny rongony efa nofohan’izy ireo. Mbola […]