Nifarana ny alarobia lasa teo, ny fifanintsanana isam-bondrona ho an’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa “Ligue des Champions (LDC) 2024”, taranja baolina kitra. Azo heverina ny mety hihaonan’ny ekipan’ny Paris Saint Germain France, amin’ireo klioba goavana toa ny Real Madrid Espagne, ny FC Bayern Munich Allemagne, ny Manchester City Angleterre. […]
Mois : décembre 2023
Fiba Level 1 : Malagasy mpitsara 16 afa-panadinana
Nivoaka tamin’ity herinandro ity ny valin’ny fanadinana nataon’ireo mpiofana ho Malagasy mpitsara, Fiba Level 1, taranja basikety. Fiofanana nomen’ny manam-pahaizana, i Leslie Chérubin, ny 28 novambra hatramin’ny 31 novambra lasa teo, tao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Malagasy mpitsara 16 mianadahy no afa-panadinana ka nahazo ny diplaoma Fiba Level 1. Tsiahivina […]
“Cosafa School 2023” : resy ny ekipa malagasy lehilahy, ady sahala ho an’ny vehivavy
Notanterahina nanomboka omaly, tany Harare Zimbabwe, ny fifaninanana ho an’ny mpianatra “Cosafa School 2023”. Resy ny sokajy lehilahy ary ady sahala ny an’ny vehivavy. Ady sahala 0 no ho 0 no isa nentin’i Namibia sy i Madagasikara nisaraka nandritra ny andro voalohan’ ny fifaninanana “Cosafa school U.15”, taranja baolina kitra, […]
Vidim-piainana : kely ny tolotra mitaha amin’ny filàn’ny mpanjifa
Mazana miakatra sy misondrotra avokoa ny vidin’ entana eny an-tsena, indrindra rehefa ankatoky ny fety toy izao. Tsy afa-manoatra ny mpanjifa manoloana izany. Miandry ny hijerena sy hitodihana amin’ny sosialim-bahoaka, araka ny fampanantenan’ ny filoham-pirenena, ny vahoaka. “Betsaka loatra ny filàn’ny mpanjifa rehefa fotoana tahaka izao nefa ny tolotra efa […]
Fianianan’ny filoha Rajoelina: efa tonga ny filoha maorisianina, i Prithvirajsing Roopun
Hatevina ireo delegasionina hotarihin’ireo filoham-panjakana sy tomponandraikitra ambony avy any ivelany, ho avy hanatrika ny fianianan’ny filohan’ny Repoblika rahampitso, eny Mahamasina. Anisan’ ny efa tonga omaly ary notsenaina teny Ivato ny filoha Maorisianina, i Prithvirajsing Roopun. Ny avy amin’ny iraka manokan’ny filoha Sinoa, amin’ny alalan’ny filoha lefitry ny antoko CCPPC, […]




