Mois : décembre 2023

Kolonely Charles Desiré: “Mafana ny andro, aoka hitandrina amin’ny afo”

Tohivakana ny haintrano ao an-drenivohitr’ i Toamasina tato ho ato ary saika isan’ andro izany taorian’ny haintrano nahafatesana ain’olona roa, mpianaka, ny alatsinainy hifoha ny talata teo. Nitran­gana haintrano mahatsiravina indray tao Tsarahonenana, ny alarobia maraina teo tamin’ny 10 ora maraina. Tokantrano efatra tafo vita amin’ny hazo sy fanitso no […]

FIOFANANA HAINAHANDRO : mampivoatra ny tanora

Hotanterahina ny sabotsy 16 desambra 2023 izao, etsy amin’ny Radisson Ambodivona, ny andiany voalohany mahakasika ny « Salon de l’orientation en hôtellerie, restauration, art culinaire ». Hetsika karakarain’ny eo anivon’ny Edustep. Natao hanampiana ny tanora sy ny mpianatra liana amin’ny fanarahana ny lalam-piofanana mahakasika izany. « Tanjona ny hampahafantarana sy hitaritana ary hisarihana […]

Sinoa very vola 170 tapitrisa Ar : Roa lahy voaheloka mandra-pahafaty ao Toamasina

Voaheloka mandra-pahafatiny sy namoahana didy fampisamborana Randriambelonony sy Tangamanana Berthin. Io ny didy navoakan’ny fitsarana ao Toamasina, omaly. Hentitra ny fitsarana ambony misahana ny ady heloka bevava Toamasina, omaly, nandritra ny fotoam-pitsarana andiany faharoa, hamaranana ny taom-pitsarana taona 2023. Niaka-tsehatra teo anatrehan’ny fitsarana ny antontan-taratasin’ady laharana faha-50-Toa/22-944-RP/21, izay hanenjehan’ny fitsarana […]

INDRAY MIJERY

Nanao sonia ny « mémorandum » momba ny hitohizan’ny tetikasa « TaFiTa » andiany fahatelo ny JICA sy ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena. Faritra 13 hatramin’ny 15 no hanatanterahana io tetikasa io, amin’ny andiany fahatelo. Hotohizana ny fanatsarana ny fomba fampianarana amin’ny alalan’ny « approche Kamishibai ». Nandray anjara tamin’ny fifaninanana horonantsary […]

Roa volana voalohany – EPP : ratsy ny fari-pahaizana vokatry ny tarazon’ny Covid-19

Hamarana ny roa volana faharoa amin’ny taom-pianarana 2023-2024 ny ambaratongam-pampianarana rehetra manomboka ny sabotsy 23 desambra. Hisantatra ny roa volana fahatelo ny 8 janoary 2024, aorian’ny fialantsasatry ny Krismasy. Misy hatrany ny fanadinana hitsapana ny fari-pahaizan’ny mpianatra rehefa mifarana ny roa volana. Ho an’ny EPP iray ato anatin’ny Cisco Antananarivo […]