Mois : décembre 2023

Karibotel Analakely : homem-boninahitra i Delacre

Mbola tsy mikatona ny fery… Saingy “ny mozika mitohy sy velona hatrany!”, hoy, hono, ny hafatr’i Delacre, araka ny nampitain’i Michael, zanany. Mitohy, araka izany, ny fanomezam-boninahitra ity andrarezin’ny mozika, izay vao lasa tamin’ny herinandro teo ity. Hisy ny “cabaret” manokana hatolotra ho an’i Delacre, homanin’i Mickael sy ireo mpanakanto […]

Tarika Reko- 5 taona : sokafana amin’ny fampisehoana ny fankalazana

Tarika anisan’ny zandriny nefa manana ny maha izy azy ny tarika Reko. « Niha lehibe tokoa izahay, ary nitombo niaraka tamin’ny taona. Tsy niova anefa ny kalitaon’ny mozika nahafantarana ny tarika.» hoy Zazah, solontenan’ny tarika. Hotanterahina ny alahady 17 desambra 2023, eny amin’ny CCESCA Antanimena, ny fampisehoana iarahana amin’ny Reko Band. […]

Akany Fanarenana : fanabeazana ny zazalahy latsaky ny 18 taona nandika lalàna

Betsaka ireo toe­rana fandraisana ankizy mandika lalàna eny ani­von’ny fiaraha­monina eto Mada­gasikara. Man­dray an-tanana azy ireny ny tena andraikitry ny ivontoerana amin’ ny ankapobeny. Fitaizana zaza maditra ny fiantso ny Akany tamin’ ny andro fahiny. Fitai­zana ireo ankizy tsy ampy taona izay manana olana amin’ ny fandikan-dalàna no fiantso izany […]

VAOVAO TAMBATRA

Misanda 4 898 Ar ny 1 euro, raha 4 640 Ar ny 1 dolara, omaly, teo amin’ny tsenam-bola. Nidina kely ny sandan’ny euro, satria efa tafakatra 4 917 Ar tamin’ny 11 novambra. Tsy mitsaha-miakatra kosa ny dolara, satria 4 500 Ar tamin’ny 1 desambra ary io efa manakaiky ny 4 […]

Tsenaben’ny mpandraharaha : manampy amin’ny fitadiavana lalam-barotra

Nanomboka omaly ka hifarana ny sabotsy izao ny Tse­naben’ny mpandraharaha, andiany fahenina. Hetsika karakarain’ny Madagascar Entreprises Développement (MED) etsy amin’ny zaridai­nan’Antaninarenina ahafahan’ ireo mpandraharaha samihafa mampiranty ny vokatra ataony. « Tanjona napetraka ny hitadiavana lalam-barotra, ny fampitomboana ny rantsam-pifandraisana fa indrindra ny fanomezan-danja ny vokatra mala-gasy », hoy ny fanazavan-dRazanadrakoto Ambinintsoa, filohan’ny […]