Omena sehatra manokana eny amin’ny Fondation H Ambatomena, ireo vehivavy mpanjaka tsy dia be mpahafantatra teto Madagasikara. Fikarohana lalina no nataon’ Andriarimanjaka Dina Nomena, tomponandraikitry ny fampirantiana. Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly, teny amin’ny Fondation H Ambatomena, ny fampirantiana « A la recherche des Betia ». Seho ranty, iarahana amin’Andriarimanjaka Dina Nomena, […]
Mois : décembre 2023
Aretina VIH/ SIDA : mifindra amin’ny olona maro noho ny tsy fitandreman-tena
Nankalazaina omaly 1 desambra, ny Andro maneran-tany natokan’ny Firenena mikambana hiadina amin’ny tsimokaretina VIH/Sida. Anisan’ ny nankalaza izany ny teto Madagasikara. Olana govana mbola sedrain’ny olona maneran-tany ary mbola tsy ahitana fanafody manasitrana ny tsimokaretina Vih/ Sida. Olona maherin’ny 39 tapitrisa maneran-tany, ireo miara-miaina amin’ny tsimokaretina tamin’ny fiafaran’ny taona 2022. […]
FANTINA sy FINTINA
Tsy maintsy tohizana ny ady amin’ny kolikoly, ny hosoka sy ny tsy rariny amin’ny endriny rehetra, araka ny nambaran’ny filoha nasionalin’ny MTS, Ratsiraka Roland. Nanteriny fa haharitra telo volana na mihoatra aza ny tolona. “Tsy maintsy mandresy isika”, hoy izy. Niarahaba ny filoha Rajoelina Andry amin’izao nahavoafidy azy izao indray […]
Fankatoavana ny voka-pifidianana : niarahaba ny filoha Rajoelina ny iraisam-pirenena
Namoaka fanambarana ireo avy amin’ny fianakaviambe iraisam-pirenena. Ahitana ny avy amin’ny Vondrona eoropeanina (UE), ny solontenan’ny Frankofonia (OIF), ny masoivohon’i Alemaina, Korea, Etazonia, Frantsa, Japon, Royaume-Uni ary i Soisa. Nankato ny voka-pifidianana navoakan’ny HCC avokoa izy ireo. Na izany aza anefa, niantso ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry, izy ireo hitondra […]
Tsy ho kobaka am-bava
Lany tamin’ny fihodinana voalahany izany ny filohan’ny Repoblika hitondra an’i Madagasikara anatin’ny dimy taona hoavy. Vita mifanaraka amin’izay ihany koa ny andraso andraso. Miandry asa sy vokatra ny vahoaka malagasy tsivakivolo. Miditra amin’ny fotoanan’ny asa avokoa ny olom-pirenena tsirairay. Indrindra ny filoha Andry Rajoelina. Miandrandra ilay fampandrosoana nilokalokana ny […]




