Mois : décembre 2023

Hafatra  Noely avy amin’ny eveka: “Aoka tsy ho zarina omena fotsiny ny mahantra…”

Nampita hafatra ny eo anivon’ny Fivondronamben’ny eveka (Fem), amin’izao fahatongavan’ny Noely sy ny taona vaovao izao. Nambaran’izy ireo fa manomboka amin’ireo mijaly sy mahantra ny tena fampandrosoana. “Tsy omena na ampiana fotsiny ireo mahantra fa ampandraisana anjara amin’ny fampandrosoana ny fiaraha-monina izy ireo“, hoy ny filohan’ny Fem, ny Mgr Raharilamboniaina […]

Fantina sy fintina

Nisitraka fanomezana avy amin’ny fianakaviana Rajoelina ireo mponina eny amin’ny fokontany, Ambatobe, ny sabotsy teo. Nampanantena ny filoha fa hatsangana ny toera-pitsaboana maimaimpoana sy ny foibe fanofanana. Eo koa ny jiro sy ny fanasan-damba ary ny zaridaina… “Hatao fokontany maodely ny ety Ambatobe“, hoy ny filoha Rajoelina. Efa nivoaka ny […]

Malagasy iray ihany

Hanao ahoana ny ho firafitry ny governemanta vaovao? Fe-potoam-piasana vaovao izao, dingana vaovao, fomba fiasa vaovao… Hisy ihany ny hoe fisokafana amin’izany? Ho hita eo… Velona indray ny adihevitra, ady sisika, ady toerana… Anisan’ny mahazatra ny sasany amin’ny toy izao ny fifandanjana isam-paritra na foko. Tsy maintsy misy solontena isam-paritra […]

Nangala-jaza… Jiolahy iray maty voatifitry ny miaramila

Nitrangana hala-jaza indray tao amin’ny fokontany Bekinana, kaominina ambanivohitr’Ankilivalo, distrikan’i Morondava, ny 21 desambra 2023 lasa teo. Tsy hitan’ny ray aman-dreniny io zaza io ka tonga nampandre ireo miaramila ao amin’ny faripiarovana sy filaminana Tsiribihina izy ireo. Niroso tamin’ny fikarohana sy ny vela-pandrika amin’ireo olona ahina ho mety ho nahavanon-doza […]