Mois : décembre 2023

Kitra – «Grand Tournoi d’Antananarivo» : hanalavela amin’ny Ajesaia ny Disciples FC

Fantatra avokoa ireo ekipa hidona amin’ny fiadiana ny manasa-dalan’ny “Grand Tournoi d’Antananarivo”, taranja baolina kitra. Hifanehitra eo amin’ny manasa-dalana ny samy “Pro league”, ny Disciples FC sy ny Ajesaia. Tontosa omaly zoma, teny Andoharanofotsy ny antsapaka ho an’ireo ekipa efatra tafita hiatrika ny manasa-dalana, hiadiana ny “Grand Tournoi d’Antana­narivo”, taranja […]

VAOVAO TAMBATRA

Mitohy hatrany ny fanaraha-maso akaiky ny fenitra sy ny kalitaon’ny entana amidy eny an-tsena amin’izao ankatoky ny fety izao. Mitarika ny hetsika ny kaomisera sy ny mpanara-maso ny varotra eny anivon’ny minisitera. Noentanina ny mpivarotra hijery tsara ny datin’ny entana amidy sy hikajy hatrany ny fahadiovany. Voarara ny fanjonoana, ny […]

Paositra malagasy – hajia vaovao : manome voninahitra an’i Rado

Natolotra tamin’ny fomba ofisialy ny alakamisy teo, teny Ankorondrano, ny hajia vaovao hanomezam-boninahitra an’i Rado na Andriama­nan­tena Georges, ilay mpanoratra fanta-daza. Niaraka natolotra nandritra io fotoana io ihany koa ny hajia iray hafa maneho ireo karazana sokatra dimy tsy misy afa-tsy eto Mada­gasikara. Manan-kery sy mbola miasa ny hajia na […]

2028 : 1 tapitrisa ny mpandoa hetra

Tafiditra ao anatin’ny politikam-panjakana ny fanatsarana ny fampidiran-ketra ahafahana mampiroboro ny toekarena. « Tanjona ho an’ny taona 2028 ny hanatrarana ny mpandoa hetra ho1 tapitrisa ”, hoy ny fanazavan’ny tale jeneralin’ny foibem-pitondrana ankapoben’ny hetra (DGI), i Germain R. , taorian’ny fanolorana ny ivontoeram-pitantanana ny “Centre de gestion agréé” (CGA) an’ireo orinasa […]