Mois : décembre 2023

Tamberina taona 2023 – Fampianarana : naverina ny taranja Tantara sy Jeografia ho an’ny bakalorea

Nisedra olana lehibe ny fanadinam-panjakana bakalorea tamin’ity taona ity satria nivoaka mialoha ny laza adina ho an’ny taranja Tantara sy Jeografia. Nahitana tsy fahatomombanana koa ny sampana teknika. Nanamarika ity taona 2023 ity teo amin’ny fampianarana ny savorovoro nandritra ny zotram-panadinana bakalorea noho ny laza adina nivoaka mialohan’ny fotoana ho […]

« Slam national Scolaire » andiany faharoa : efa ao anaty fanomanana ny mpikarakara

Tanàn-dehibe miisa valo no notetezin’ny tomponandraikitry ny Madagaslam, mpikarakara ny “Slam national Sco­laire”, nandritra ny volana no­vambra sy desambra 2023. Tanjona napetraka tamin’izany ny fanofanana ireo maniry ny hitarika atrikasa momba ny “Slam poèsie” eny anivon’ny sekoly. Marihi­na fa dingana voalohany izy ity, ary mbola hisy ny dingana manaraka. Raha tsiahivina, fifaninana […]

Lapan’Ambohitsorohitra : handray ny “Krismasy fandresen’ny fitiavana”

Mampiavaka an’Antananinarenina sy ny manodidina ny kilalaon-jiro rehefa vanim-potoan’ny Noely sy faran’ny taona. Niampy indray ny fialamboly eto an-drenivohitra, rehefa fantatra fa hisokatra ho an’ny besinimaro ny Lapam-panjakana ao Ambohitsorohitra, nanomboka omaly ary tsy hifarana raha tsy ny 7 janoary. Mahazo mitsidika ny lapa izay rehetra liana, isan’andro manomboka amin’ny […]

FANTINA sy FINTINA

Vonona hiara-hiasa amin’ny fitondrana Rajoelina ny kandidà, Raderanirina Sendrison Daniela, araka ny nambarany. “Eo ny ady amin’ny kolikoly sy ny hametrahana ny rafitra eny ifotony ary koa ny mangarahara amin’ny politika ankapoben’ny fanjakana”, hoy izy. Nampita hafatra amin’izao fetin’ny Noely izao, ny filohan’ny FJKM, ny Dr Andriamahazosoa Irako Ammi. Nambarany […]