Mois : décembre 2023

Ambatolampy : mpangalatra gisa naiditra am-ponja

Mpangalatra gisa roa lahy naiditra am-ponja vonjimaika, tao amin’ny fonja an’Ambatolampy, taorian’ny fampanoavana omaly. Nanararaotra ny fiavian’ny andro fety,  nalain’izy roa lahy ireo antsokosoko ny gisa miisa sivy tao amin’ny tanànan’i Sahamadio, kaominina Ambohipihaonana. Tratra tao amin’io tanàna io ihany anefa ny iray tamin’ireo voalaza ho nanao ny fangalarana. Nentina […]

Nivarina tao ambany tetezana : potika ilay fiara 4×4, olona 6 indray maty

Olona dimy indray maty tsy tra-drano, iray maty tany amin’ny hopitaly. Io no vokatry ny lozam-piarakodia niseho teo amin’ny tetezana Estapro, kaominina Antsakoamanondro, distrikan’Ambanja, faritra Diana, omaly vao maraina. Olona roa hafa kosa naratra mafy (namoy ny ainy tao amin’ny hopitaly, omaly hariva ny iray) ka nalefa any amin’ny hopita­lin’Ambanja. […]