C’est lors du premier Conseil des ministres de son second mandat que le président Andry Rajoelina a révélé les grandes lignes de la Politique générale de l’Etat (PGE), laquelle retrace les objectifs à atteindre pour ce deuxième quinquennat. Cela consiste notamment en la réduction du taux de la pauvreté ainsi […]
Mois : janvier 2024
IDEES EN GOGUETTE (Alliance92) 2024-01-17
« Afrobasket 2025 »: hiatrika ny dingana manaraka ny Ankoay
Tafakatra avy hatrany amin’ny fifanintsanana voalohany amin’ny « Pré-qualification » « Afrobasket 2025 » i Madagasikara, araka ny fanapahan-kevitra noraisin’ny Fiba, omaly 16 janoary 2025. Antony ny fialana an-daharana, tamin’ny ora farany, nataon’ny ekipa tanzaniana, izay mpifanandrina tokana tokony hifandona amin’i Madagasikara. Raha ny fandaharam-potoana, tokony hotanterahina anio ny lalao voalohany eo amin’ny roa […]
SOMBIM-BAOVAO
Miakatra hatrany ny lazan’ilay Malagasy mpilalao basikety, Rakotonanahary Donovan, any Etazonia. Matetika mahazo vokatra tsara ny ekipany ary anisan’ny mpilalao misongadina izy. Maro ireo sekoly ambony sy klioba maniry haka azy amin’ity taom-pikatrohana ity. Anisan’ny mikasa hanome vatsim-pianarana “sport-étude” ho azy ny Oniversite Benedict ao Etazonia. Azon’i Lionel Messi indray […]
MDN Stadium Betongolo : kianja “synthétique” ho an’ny miaramila
Taorian’ny RM 1 Analakely, nahazo kianja “synthétique” ihany koa ny miaramila eny Betongolo. MDN Stadium no anarana isaloran’izany fotodrafitrasa izany, izay fiaraha-miasa tamin’ny orinasa PK, tantanan’i Harimanitra Andriamparany. Notokanana tamin’ny fomba ofisialy ny zoma lasa teo ny kianja, natokana ho an’ny baolina kitra lalaovin’olona 7. Afaka ampiasaina isan’andro na amin’ny […]




