« Human ». Hira navoakan’i Shyn tany amin’ny volana novambra tany, izay miresaka ny fitiavan’ilay Zanahary ny olombelona, nomeny hanjaka tamin’ny tany sy ny tontolony kanefa tsy nanaja izany… Anatin’ny laza tanteraka ity hira ity amin’izao fotoana izao. Andran-tsira ho an’ny rakikira vaovao izay ketrehan’i Shyn sy ny ekipany, kasainy hivoaka afaka […]
Mois : janvier 2024
Minisitra Andriamananoro Augustin : “Hapetratsika ilay Madagasikara ho an’ny Malagasy”
Tontosa omaly ny fifamindram-pahefana teo anivon’ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina. Namaritra ny vinany ny minisitra vaovao, Andriamananoro Augustin. “Isaorako ny minisitra teo aloha, Rakotondrazafy Lalatiana, sy ny ekipany noho ny asa maro vitany. Inoako fa ho maro koa ny mbola hotontosainao manomboka eto”. Ampahan’ny lahatenin’ny minisitra Rahantanirina Vavitsara Gabriella, […]
Vitsy ny entana sy ny mpanjifa : nihena ny henan’omby lafon’ny mpivarotra
Nahitam-piakarana 2000 – 3000 Ar mahery isan-kilao ny vidin’ny henan’omby eny anivon’ny tsena, raha ny fanazan’ny mpivarotra. Manoloana izany, nihena ny hena lafon’ny mpivarotra ao anatin’ ny iray andro. Noho ny fahavitsian’ ny mpanjifa sy ny henan’omby tonga eto Antananarivo. Manodidina ny 19 000 hatramin’ny 22 000 Ar eo ny […]
FANTINA sy FINTINA
“Sarotra ny mieritreritra fa mbola tafaverina amin’ny toerany ny ankamaroan’ireo minisitra”, hoy ny filoha nasionalin’ny Otrikafo, Rabevahiny Elia. Misy amin’ireo minisitra vaovao no manana antontan-taratasy hafahafa. Misy amin’ireo kandidà ho filohan’ny Repoblika teo no fantatra fa nandefa antontan-taratasy momba azy mba ho minisitra, nefa tsy nisy voaray na iray aza. […]
Raholdina Naivo : “Manan-danja ny fianianan’ny minisitra”
“Manan-danja araka ny lalàna ny fianianana”, hoy ny filoha lefitry ny Antenimierampirenena, faritanin’Antananarivo, Raholdina Naivo, ny amin’ny fianianan’ireo mpikamban’ny governemanta mialoha ny handraisan’izy ireo ny asany. Niteny ry zareo hoe vonona hiaina amin’ny lalàna. Rehefa niteny ny tena hoe sazina raha manao an’izao na izatsy. Raha tratra tokoa ny tena […]




