Nandoa vola mitentina 30 tapitrisa Ar ny fianakavian’ireo olona telo, takalonaina tao Ankazobe, izay votsotra ny sabotsy 27 janaory teo. Tsy namelan’ireo olon-dratsy hatramin’ny farany raha tsy nanome ny vola ny havan’izy ireo nandritra ny fanafihana ny 23 janaory teo. Roa lahy mpivarotra rongony voasambotry ny mpitandro filaminana tao Anivorano, […]
Mois : janvier 2024
Distrikan’i Soalala: dahalo roa lahy maty voatifitra
Nahery vaika ny fifandonana teo amin’ny mpitandro filaminana nanao ny fanarahan-dia sy ny dahalo tao amin’ny fokontany Analatelo, kaominina Andranomavo, distrikan’i Soalala, ny 26 janoary teo. Nalain’ny dahalo ny omby tao amin’io fokontany io tokony ho tamin’ny 12 ora atoandro. Naharay fampandrenesana avy hatrany ny zandary sy ny tafika miasa […]
Nisoloky 100 tapitrisa Ar: teratany vahiny efatra naiditra am-ponja
Teratany tchadien iray voalaza fa manam-pahaizana momba ny informatika nivoaka tao amin’ny oniversiten’i Moscou no lehiben’ny tambajotra mpisoloky amin’ny resaka “Trading”. Teo koa ireo teratany camerounais roa lahy sy gabonais iray ary Malagasy telo izay samy voasambotry ny polisy avokoa. Raha ny tatitra nampitain’ny polisy, eo amin’ny tambajotran-tserasera facebook no […]
Tsy noraharahian-dreniny : maty tao anaty hirifiry i Lalie kely
Maty tao anatin’ny fijaliana tanteraka i Lalie Kely, zaza vao roa taona monja. Tsy noraharahian-dreniny izy. Voalazan’ny polisy fa novonoin’ny raikeliny koa, tetsy Manarintsoa Afovoany. Mampahonena ! Mafy ny nanjo an’i Lalie kely noho ny herisetra nianjady taminy. Nanampy trotraka ny fandaozan’i Sarobidy, reniny azy. Raha ny hita omaly, tetsy Manarintsoa […]




