Niainga ny alakamisy alina, teny Ivato, hamonjy ny nosy La Réunion, ireo Malagasy atleta mpikatroka ny taranja judo telo mirahalahy. Hiofana hiaraka amin’ny ekipam-pirenena frantsay any an-toerana izy ireo. Nanomboka afakomaly hatramin’ny 12 janoary ho avy izao izany. Anisan’ireo manatrika izany Ravelojaona Rayan, latsaky ny 73 kg, Ranaivoarisoa Fetra, latsaky […]
Mois : janvier 2024
SOMBIM-BAOVAO
Misaona indray ny tontolon’ny basikety malagasy. Nodimandry ny alakamisy lasa teo, i Coach Moralily, mpanazatra ao amin’ny MB2ALL. Efa nilalao tao amin’ny Cosfa izy fahiny ary efa nitondra avo ny ekipam-pirenena malagasy. Izahay ato amin’ny gazety Taratra dia mankahery ny fianakavian’i Coach Moralily manontolo. Tsy mbola manana fanapahan-kevitra i Kylian […]
Rugby – AROI : hosantarina ny lalao ho an’olona 10
Raha tsy misy ny fiovana, hotanterahina atsy La Réunion, ny 8 sy 9 marsa ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ranomasimbe Indianina, taranja rugby, ho an’ny sokajy U18 sy U16. Fifaninanana karakarain’ny Association du rugby de l’océan Indien (AROI ). Hampiavaka ity andiany ity, ny fisantarana ny rugby […]
Kitra – «Grand Tournoi d’Antananarivo»: ho fantatra rahampitso ireo hanao ny famaranana
Hotanterahina eny By Pass ireo lalao manasa-dalana roa, hiadiana ny «Grand Tournoi d’Antananarivo», taranja baolina kitra. Ho fantatra rahampitso izay hanao famaranana. Ho fantatra rahampitso alahady, etsy amin’ny kianja Elgeco Plus Stadium, By-Pass, izay ekipa roa hiatrika ny famaranana amin’ny “Grand Tournoi d’Antananarivo”, taranja baolina kitra. Hiady izany ny US […]
VAOVAO TAMBATRA
Tsy ao anatin’ny lahadinika nofaritan’ny UCTU amin’ny fivoriambeny ny saran-dalana. Hatao ny talata 9 janoary ho avy izao izany, ka voafaritra ao ny fampahafantarana ny lalàna Edgar, mahakasika ny fitaterana an-tanàn-dehibe, ny zava-bita sy ny hoavin’ny fikambanana ary ny toe-bola. Azo resahina kosa anefa ny saran-dalana, izay niakatra 100% ny […]




