Mois : janvier 2024

Toamasina : olona 18 maty, 203 nandalo fitsaboana maika

Nilamina tamin’ny ankapobeny ny fetin’ny faran’ny taona sy ny fiandrasana ny taom-baovao 2024 tao Toamasina. Misy hatrany anefa ny indrokely rehefa vanim-potoana fety toy izao. Raha ny antontan’isa nomen’ny teo anivon’ny Hopitalibe Toamasina (CHU) Analankinina, 203 ny olona tsy maintsy nandalo fizahana maika tao amin’ny sampana misahana ny vonjitaitra, nandritra […]

INDRAY MIJERY

Hisy ny fiofanana momba ny fampiasana sy fikirakirana ny  Mallette pédagogique  hafakely, miaraka amin’ny fikambanana Autisme Madagascar, any Moramanga. Natokana ho an’ny mpanabe, ray aman-dreny, talen-tsekoly, éducateurs spécialisés ny fanofanana. Haharitra roa andro, ny 9 sy 10 janoary ho avy izao, izany. Nisitraka ny tambim-pikarakarana ny CEPE sy BEPC, taom-pianarana […]

Lalana nihotsaka Mahazengy: efa misokatra ho an’ny fiara rehetra ny RN7

Nanao ny ezaka rehetra ny minisiteran’ny Asa vaventy, mamerina amin’ny laoniny ny fifamoivoizana amin’ny lalam-pirenena fahafito (RN7). Nandray andraikitra avy hatrany ny minisitry ny Asa vaventy, ny kolonely Andriana­tre­hina Ndriamihaja Livah, nidina any Fianarantsoa raha vao nandre ny fahatapahana. Efa misokatra ho an’ny fiara rehetra ny lalana eo amin’ny PK 416+300, mandalo […]

Fijoroan’ny governemanta: efa mandinika ny fanendrena minisitra ny filoha

Hitsangana amin’ny tapaky ny volana janoary io raha tsy misy ny fiovana ny governemanta vaovao. Efa mandinika miandalana ny momba ireo minisitra handrafitra izany ny filoham-pirenena amin’izao fotoana izao, araka ny tsilian-tsofina heno. Hahitana praiminisitra lefitra sy sekreteram-panjakana ary minisitra lefitra. Mialoha izany, ho fantatra amin’ny faran’ny herinandro izay ho […]