Hotanterahina ny volana marsa ho avy izao, any Ghana, ny fifaninanana afrikanina “Jeux Africain”. Ho an’ny ekipa nasionaly malagasy, taranja tenisy ambony latabatra “ping-pong”, hisolo-tena an’i Madagasikara ny mpilalao avy eto an-toerana. Efa vita ny fifantenana izay handrafitra ny ekipam-pirenena. Notontosaina nandritra ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara natao tany […]
Mois : janvier 2024
Fanatanjahantena: fifaninanana lehibe 10 ho an’ny taona 2024
Hanan-karena fifaninanana iraisam-pirenena ny taona 2024. Ankoatra ny any Frantsa, izay ho foiben’ireo lalao goavana rehetra, hisy fihaonana koa aty amin’ny kaontinanta Afrikanina. Miisa 10 ireo fihaonana iraisam-pirenena hanamarika ny taona 2024. Hisongadina ny “lalao Olympika (JO 2024)”, tanterahina any Frantsa, ny 26 jolay hatramin’ny 11 aogositra, ho avy izao. […]
VAOVAO TAMBATRA
Hanangana ozinina hanodina zezika i Madagasikara hanampiana ny tantsaha ary indrindra hanatsarana ny fambolena, ny voka-bary eto amintsika. Tanjona ny hampakarana ny vokatra mba hanenana ny fanafarana sy hanatrarana ny fahaleovan-tena ara-tsakafon’ny Malagasy. Hafainganina ny famokarana herinaratra azo avy amin’ny angovo azo havaozina sy ny fampiasana ny herinaratra azo avy […]
Fizahantany eto Madagasikara : nahatratra 222 848 ny mpitsidika tamin’ny 2023
Manomboka miarina tsikelikely ny sehatry ny fizahantany eto Madagasikara. Nahatratra 222 848 ireo mpizahatany tonga teto amintsika ny taona 2023, araka ny tatitra navoakan’ny minisiteran’ny Fizahantany. Vokatra azo tamin’ny alalan’ny ezaka nataon’ny mpiara-miombon’antoka rehetra tamin’ny fandraisana ny vahiny. Tafiditra ao anatin’izany ny fampitomboana ny sidina iraisam-pirenena sy ny sidina anatiny izay antoka […]
Mahajanga : nodorana ireo vary simba 50 kaontenera
Mbola mitohy ny fanadihadiana momba ireo vary simba 50 kaontenera tratra tao Mahajanga, ny herinandro teo. “Tsy maintsy hanaovana fanadihadiana ary hatolotra ny fitsarana faran’izay haingana ireo manampahefana rehetra nanao sonia ny taratasy fangatahana fahazoan-dalana momba ireo vary simba ireo, miaraka amin’izay olona rehetra nandray anjara nanelanelana tamin’io raharaha io”, […]




