Voly fototra eto Madagasikara ny voly vary ary mbola tsy ampy ny vokatra. 90 % amin’ny mpamboly, miasa amin’ny sehatry ny vary avokoa. Tombanana 4 000 000 t ny vokatra miakatra amin’ny velaran-tany 1 300 000 ha. Manan-danja amin’ny fambolena manerana ny Nosy ny vary. Mitazona anjara toerana lehibe koa amin’ny […]
Mois : janvier 2024
FANTINA sy FINTINA
Nampirisika ny rehetra mba hampifanaraka ny firariantsoa amin’ny asa atao ny filohan’ny FJKM, ny Dr Andriamahazosoa Irako Ammi. Nivoitra izany tamin’ny hafatra sy firariantsoa nataony, amin’izao taona vaovao izao. Mbola hofaritana amin’ny didim-panjakana ny toerana ho an’ireo mpanolotsaina, amin’ny fifidianana ben’ny Tanàna, araka ny nambaran’ny Ceni. Tsy hahazo ny toerana […]
Kardinaly Tsarahazana Desiré : “Aoka tena hiova ka hanao ny marina isika”
Niarahaba sy nirary soa ny vahoaka sy ny kristianina ny kardinaly Tsarahazana Desiré, amin’izao fiandohan’ ny taona izao. Nambarany fa tokony harahana fibebahana ny firariantsoa ny taona vaovao. “Aoka tena hiova marina ka hiady amin’ny kolikoly, hanao ny fahamarinana. Hiady amin’ ny fitiavan-tena sy ny fihatsaram-belatsihy ary hanana finiavana hampandroso […]
Taom-panambinana
Arahaba soa, arahaba tsara mahatratra ny taona vaovao. Amin’ny toy izao, mandeha ho azy ny firariantsoa: hitondra soa sy fanambinana ny taona vaovao, ho taon-jina… Nefa tsy ny taona vaovao no hitondra inona, fa ny tsirairay arakaraka izay ataony sy vitany no mitondra soa sy fanambinana amin’ny taona vakivakiana. […]
Fanendrena Praiminisitra : miandry ny anarana telo hisafidianany ny filoha
Iza no ho Praiminisitra ary rahoviana ny fanendrena azy? Miandry ny anarana telo avy amin’ny vondrona politika manana ny maro anisa eny anivon’ny Antenimierampirenena hisafidianany ny filoha. “Ankehitriny, miandry ny fanolorana ireo anarana telo izay hotendrena ho Praiminisitra lehiben’ny governemanta avy amin’ny vondrona politika manana ny maro anisa eny anivon’ny […]




