Tafiditra ao anatin’ireo firenena 11 tsara tsidihina indrindra maneran-tany, mandritra ny taona 2024, i Madagasikara, araka ny tatitra navoakan’ny gazety Vogue. Miavaka ny hakanton’i Madagasikara, noho izy manana karazan-javamananaina miavaka sy tsy fahita maneran-tany. Tokantrano 4 tapitrisa no hisitraka ireo fitaovam-pahazavana mandeha amin’ny masoandro mandritra ity taona ity. Hapetraka ihany […]
Mois : janvier 2024
Tanamasoandro Imerintsiatosika : velaran-tany 20 ha novolena zana-kazo
Nisokatra omaly tamin’ny fomba ofisialy ny taona fambolen-kazo. “Fambolen-kazo manarina ny tontolo iainana sy mamelon’aina no tanjona”, hoy ny filoha Rajoelina Andry. Tontosa teny Imerintsiatosika, omaly, ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny taom-pambolen-kazo 2024. Niatrika izany ny filoham-pirenena, Rajoelina Andry mivady niaraka tamin’ny mpikambana eo anivon’ny governemanta sy olo-manankaja maro. […]
SOMBIM-BAOVAO
Nanao lalao ara-pirahalahiana entina hanomanana ny “Pureplay football league”, ny Fosa Junior FC Boeny sy ny Mama FC Fianarantsoa. Lavon’ny Fosa tamin’ny isa 2 no ho 0 ny Mama FC tamin’ity fihaonana ity. Fifanandrinana natao ny alakamisy lasa teo, teny amin’ny kianja annexe Mahamasina. Hotanterahina manomboka anio ny lalao fifanintsanana […]
Telma coupe de Madagascar : hanala vela amin’ny Elgeco Plus ny CFFA
Ho fantatra rahampitso alahady, etsy amin’ny kianja Elgeco Plus Stadium By-Pass, izay hibata ny amboaran’i Madagasikara, eo amin’ny taranja baolina kitra (Telma coupe de Madagascar 2023). Hifanandrina hiady izay ho lohany amin’izany ny CFFA Andoharanofotsy sy ny Elgeco Plus, samy ekipan’Analamanga. Klioba roa diso mifankahalala tsara ny an-daniny sy ny […]
Veve : efa nivoaka fa miandry fitsarana
Tohin’ilay raharaha nanagadran’ny filohana klioba iray, RBC, ny mpitsara lalao, i Veve, tao Mahajanga, fantatra fa efa nivoaka ny fonja ity mpitsara lalao ity. Na izany anefa, mbola miandry fitsarana izy, araka ny vaovao voaray avy eo anivon’ny federasiona malagasin’ny basikety. Manoloana izao trangan-javatra izao, naneho ny heviny ny eo […]




