Fifaninanana lehibe anisan’ireo hokarakarain’ny Madagaslam, amin’ity taona ity, ny “Slam national scolaire” andiany faharoa. Efa vita ny dingana voalohany ary vinavinain’ny mpikarakara hatao ny volana jona na jolay 2024 ny dingana faharoa sy famaranana. Ireo ankizy mpianatra eny amin’ny ambaratonga voalohany, avy amin’ny sekolim-panjakana, amin’ny faritra maro, no handray anjara […]
Mois : janvier 2024
TGC – 20 Taona: hiverina hiseho etsy Analakely
Ny 4 febroary 2004 no nanomboka ny tantara… Tao amin’ ny Tranompokonolona Analakely, niaka-tsehatra voalohany ny Tanà Gospel Choir-TGC. Antony iray nisafidianan’izy ireo ny hiverina ao amin’ity toerana ity izany, 20 taona aty aoriana. “Tamin’ny voalohany” ny anaran’ny seho, izay hotontosaina ny 4 febroary izao, izay maneho indrindra ny fahatsiarovana […]
“La voix d’or 2023” : lasa mpihiran’ny tarika Riaka i Caroja
Mirona any amin’ny Pop rock ny lalan’i Caroja. Izy no voafidy hitana ny toeran’ny mpihira fototra ao amin’ny tarika Riaka. Mitohy ny lalana! Rehefa avy naka bahana sy nandinika tsara, naneho ny safidiny amin’ny mozika hataony amin’izay i Caroja. Izy ilay nahazo ny amboara ka nisalotra ny anaram-boninahitra “La voix […]
FANTINA sy FINTINA
Niverina ho depiote ny minisitry ny Asa teo aloha, Rivotiana Jean Bosco sy ny minisitry ny Fiompiana teo aloha, i Raymond. Navoakan’ny HCC taorian’ny fangatahan’ny filohan’ny Antenimierampirenena izany fanapahana izany. Nambaran-dRaderanirina Sendrison, filohan’ny antoko Fy-M fa tokony hohenoin’ny fitondram-panjakana ireo fitakian’ny Vondron’ny kandidà (C11), tamin’ireny fififidianana ireny. Vonona hiatrika ny […]
VHT: “Ny fifidianana depiote no tokony hatao mialoha”
“Ny heno dia hoe ny fifidianana depiote no handeha mialoha, izay vao ny ben’ny Tanàna sy ny mpanolotsain’ny Tanàna. Raha ny marina, izay lany fe-potoam-piasana no mandeha aloha”. Io ny fanehoan-kevitry ny filohan’ny antoko Vonona hijoro ho an’ny tanindrazana (VHT), Razanakoto Norbert, ny amin’izay fifidianana tokony hatao mialoha izay. Tsy […]




