Efa ao anatin’ny fanomanana ny lalao hiadiana ny tapakilan’ny lalao olympika 2024 avokoa amin’izao ny firenena afrikanina hiatrika izany, ho an’ny taranja basikety 3×3. Anisan’izany i Madagasikara izay nahazo fanasana avy amin’ ny Fiba Afrika, hiatrika fiofanana “FIBA 3X3 Africa Élite Camp”, any Monastir Tonizia. Nanainga, omaly, ny delegasiona malagasy, […]
Mois : janvier 2024
«Can 2023»: hifandona amin’i Sénégal i Côte d’Ivoire, mpampiantrano
Nifarana ny alarobia lasa teo ny fifanintsanana isam-bondrona amin’ny fiadiana izay ho tompondakan’i Afrika «Can 2023», atao any Côte d’Ivoire, ny 13 janoary – 11 febroary. Hotanterahina manomboka ny sabotsy ho avy izao ny ampahavalon-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika «Can Côte d’Ivoire 2023», taranja baolina kitra. Anisan’ny lalao tena […]
Fandinihana ny PGE : hivory ny parlemanta
Hivory tsy ara-potoana ny eo anivon’ny parlemanta, araka ny fanapahan’ny filankevitry ny minisitra, afakomaly, teny Iavoloha. Hanomboka ny alatsinainy izao izany ary tsy hihoatra ny 12 andro. Anisan’ny lahadinika amin’izany ny hampahafantaran’ny governemanta eny anivon’ny Antenimiera roa tonta, ny programa fanatanterahana ny Politika ankapoben’ny fanjakana (PGE). Hodinihina amin’izany koa ny […]
Cenhsoa: hisy ivontoerana ho an’ny zaza
Hanana ivontoerana manokana misahana ny fandidiana fo, sokafana ho an’ny zaza, ny “Centre Hospitalier de Soavinandriana”, Cenhsoa, hanomboka ny volana avrily ho avy izao raha toa ka tsy misy ny fiovana. Hisitraka fitsabona sahaza azy ireo zaza manana aretim-po kanefa sahirana tsy manana fahahafana manao Evasan. “ Tontosa, vokatry ny […]
INDRAY MIJERY
Nanatanteraka fanadihadiana isan-tokantrano teny Ankazomanga Avaratra, Andraharo, ny kaominina Antananarivo Renivohitra sy ny Institut pasteur ary ny Cirad, momba ny aretina haromontana. Hisy ny fanaovam-baksiny ireo alika sy saka eny amin’ny fokontany, afaka roa volana. Nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra ny fandraisan’ny fanjakana an-tanana ny fandoavana ny hetra sy ny haban-tseranana […]




