Mois : février 2024

Fan education” : mandefa tanora any ivelany

Hanatanteraka hetsika an­diany fahenina, “Education Global Expo 2024” ny eo anivon’ny Fan Education Agency, ny zoma sy sabotsy izao, etsy Ankorondrano. “Natao ho an’ ireo mpianatra manam-paniriana handranto fianarana any ivelany io hetsika io ary ahitana sampam-piofanana samihafa ny tolotra ho amin’izany”, hoy ny tale jeneraly, i Fanambinana, tetsy Antani­mena, […]

Holafitry ny infirimiera : nitory ireo 20 voalaza ho mpisandoka

Miroso ny fanenjehana ireo olona misandoka ho  infirmiera nefa tsy nanaraka fiofanana. Ireo manana diplaoma indray no tsy voasoratra anarana ao anatin’ny «tableau de l’ordre» ka sokajiana ho mpisandoka, hoy ny filohan’ny holafitra. Olona 20 no efa nametrahana fitoriana tamin’ity herinandro ity. Miangavy ireo infimiera rehetra izy hanatona ny biraom-paritry […]

Reniranon’i Sisaony : loza manambana ho an’ ny lemak’Antananarivo

Miakatra be ny rano manodidina ny lemak’Antananarivo. Efa miloko mavo na loza manambana ny fanairana ho an’ny mponina amin’ny fiakaran’ny reniranon’i Sisaony. Nahazo filazana loza ma­nambana, miloko mavo ny lemak’Antananarivo lalovan’ny reniranon’i Sisaony sy ireo kaominina manodidina toy ny ao Tsiafahy, Androhibe, Antsahadinta, Bongatsara, An­tanetikely Ambohijoky, Ala­ts­inainy Ambazaha, Ampa­hitrosy, Soalandy, […]

SOMBIM-BAOVAO

Hanainga, anio, hihazo an’i Qatar, ny solontena malagasy, taranja lomano, hiatrika ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany. Malagasy mpilomano roa no fantatra fa hifaninana amin’izany, ahitana an’i Tendrinavalona Idealy sy Rahavel Jonathan. Vonona ny hiaro ny voninahi-pirenena ireto solontena ireto. Lavon’ilay maraokanina mpilalao tenisy, Karim Bennani tamin’ny seta 2 no ho […]

Can 2024 – Lalao manasa-dalana : hanala vela amin’i Côte d’Ivoire i RD Congo

Ho fantatra anio, ny ekipa roa hiatrika ny famaranana hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika ho an’ny ekipam-pirenena, taranja baolina kitra (CAN 2024). Hatao anio, ao amin’ny kianja Bouake sy ao Alassane Ouattara ireo lalao manasa-dalana roa. Anisan’ ny fihaonana andrasan’ny rehetra ny an’ny Elefantan’i Côte d’Ivoire, mpampiantrano, sy ny RD […]