Sauf changement, l’ouverture du dépôt de candidatures pour les législatives est prévue le 28 mars. Alors que certains partis ont déjà présenté leurs candidats, d’autres ne semblent pas encore avoir fait leur choix. Sur ces entrefaites, des candidatures indépendantes se font déjà remarquer ici et là. La plateforme Firainsankina vient […]
Mois : mars 2024
Cross country – Mada 2024: tompondaka i Elysé sy Ralisy
sdsdsdTontosa tany Ambatondrazaka, ny sabotsy 9 marsa lasa teo, ny fifaninanam-pirenena, “Cross Country”, taranja atletisma. Voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara teo amin’ny sokajy “senior”, lehilahy, Rakotondrainy Heriniaina Elysé, avy amin’ny Cosfa. Tontosany tao anatin’ny 31 mn 04 s 2/100 ny halavirana 10 km. Mbola mpihazakazaka avy amin’ny miaramila ny faharoa, Rambeloson […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotontosaina manomboka ny alahady 17 marsa ho avy izao, eny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny fifaninanam-pirenena «Top 12», taranja Rugby. Tokony ho natao ny afakomaly teo moa izy ity saingy nisy ireo klioba nangataka ny nampihemorana azy noho ny tsy fahavononany. Nifarana ny 10 marsa lasa teo ny fifaninanana Afrikanina […]
Moto – «4 Heures Honda» : nanjakan’i Mathias sy i Lucas
Tontosa ny faran’ny herinandro lasa teo, teny Ambohidratrimo, ny fifaninanana “4 Heures Honda” eo amin’ ny taranja Moto. Nanjakan’i Mathias Plantive, Malagasy mpilalao sy Lucas Robert, Renioney mpilalao, tanteraka ny fifanintsanana. Nitondra ny Moto KTM 450 SX izy mirahalahy nandritra ny lalao. Mitana ny laharana faharoa kosa i Pascal Dorseuil, […]
Lalao Afrikanina : medaly volamena telo sy volafotsy iray ho an’i Madagasikara
Mitohy ny fiotazan’i Madagasikara medaly, mandritra ny andiany faha-13, Lalao Afrikanina, atao any Accra Ghana. Niampy medaly volamena telo sy volafotsy iray izany, omaly. Miakatra tsikelikely ny fahazoan’ny Malagasy atleta medaly any amin’ ny Lalao Afrikanina, atao ao Accra, Ghana. Niampy ny medaly volamena telo, azon’ny taranja fibatana fonjam-by, ny […]




