Mois : mars 2024

Fiovaovan’ny toetr’andro: famatsiam-bola 53 tapitrisa dolara azo

Firenena anisan’ny miaina ny fiovaovan’ny toetr’andro i Madagasikara. Lasibatra ny fambolena, izay mazàna mian­traika amin’ny fiainan’ny mponina ny sy vidim-piainana andavanandro. Noho izany, nisitraka famatsiam-bola mi­tentina 53 856 003 dolara, avy amin’ny filankevi-pitantanan’ ny Fonds vert pour le climat (FVC), ny fandaharanasa DEFIS+. Tanjona ny hanamafisana ny fahaiza-manaon’ny tantsaha manoloana […]