Hatao any Matsiatra Ambony, ny volana avrily ho avy izao, ny Andro maneran-tany ho an’ny vehivavy misehatra amin’ny niomerika. Tovovavy 50 hisitraka tantsoroka. Mandritra ny telo volana, hanao tantsoroka ho an’ny tovovavy 50 eny amin’ny oniversite sivy manomana ny Licence sy ny Master hiditra amin’ny sehatry ny asa ny fandaharanasa […]
Mois : mars 2024
INDRAY MIJERY
Velon-taraina ireo mpianatra nivoaka tao amin’ny IFIRP, taona 2020 hatramin’ny taona 2022, fa tsy mbola nisy voaray ho mpiasam-panjakana raikitra hatramin’ izao. Miisa 1 400 izy ireo ary lasa miasa amina hopitaly tsy miankina kanefa miandrandra ny fandraisan’ny fanjakana azy ireo. Natolotra tamin’ity herinandro ity ny fitaovana niomerika ho an’ny […]
FIF : niara-nifety ireo vehivavy mpikambana
Nihaona sy niara-nifety tetsy Andrefan’Ambohijanahary ireo vehivavy mpikambana ao anatin’ny Firaisankinan’ Iarivo ho Fampandrosoana (FIF), omaly. Tonga nanatrika izany ny mpivarotra, ny fikambanan’ ny mponina ary ny mpitantana fotodrafitrasa eny ifotony eto amin’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra. Votoatin’ny fihaonana ny fifanakalozan-kevitra narahina adihevitra mahakasika ny anjara andraikitry ny vehivavy mba hampandrosoana ny […]
Rajoelina Mialy : “Handray an-tanana ny fitsaboana ireo zaza voaolana”
Hitondra ny feon’ireo zaza tsy manan-tsiny misy manolana sy hanaovan’ny fianakaviana akaiky habibiana ny vadin’ny filohan’ny Repoblika. Hanohy ny famongorana ny herisetra atao amin’ny ankizy ihany koa izy. Manentana ny ray aman-dreny hanohana ny zanany vavy hanohy fianarana hatramin’ny ambony indrindra hahazoany manatanteraka ny nofinofiny any aoriana ny vadin’ny filohan’ny […]
TARATRY ny KANTO
« Fitia maroloko », hozarain’ny Tropy Jeanette. Fampisehoana hira teatraly, notsoingaina tao anatin’ ireo tantara klasika nanana ny lazany, nolalaovin’ny tropy hatramin’izay, ity hatao rahampitso, etsy amin’ny IFM Analakely ity. Tafiditra anatin’ny hetsika «Temps Fort Théatre» ka anasany ny tropy zokiny indrindra eto Madagasikara mba handray anjara. « Tsidika fokotany […]




