Tsy nahazaka ny teny nataon’ny anankiray nifanila latabatra taminy ny tovolahy iray ka antony nahatonga ny fifandonana. Niafara tamin’ny totohondry izany. Nivoaka ny trano, namelona fiara ka notrongisiny avokoa ny moto rehetra teo amin’ny fiantsonana. Tsy vitan’izay fa nahitsiny hatrany am-pivarotana mihitsy ilay fiara. Vaky ny varavaran’ilay toeram-pisotroana, potika ihany […]
Mois : mars 2024
Anosibe; voasambotra i Da-Willy ilay nanolan-jaza
Tratra tao anatin’ny 24 ora nikarohana azy ilay mpanolan-jaza nifampitadiavan’ny mpitandro filaminana, omaly maraina. Simba tanteraka ilay zaza naolany. Nanaovan’ny polisy rotsak’alina, tra-tehaka teo Anosibe, omaly maraina, i Da-Willy, ilay lehilahy nanolan-jaza vao 6 taona monja. Nifampitadiavan’ny mpitandro filaminana, nanomboka afakomaly,izy ity. Nirahiny nividy sigara ilay zazavavy kely rehefa nilalao […]
06 Marsa 2024
Tir en l’air du 06 Mars 2024
13e Jeux africains : Quatre raquettes malgaches à l’assaut d’Accra
Sur les 8 joueurs prévus, 2 joueurs et 2 joueuses iront finalement dans la capitale ghanéenne pour défendre l’étendard malgache en tennis aux 13e Jeux africains. L’expatrié Valentin Rakotondrasoa, qui évolue en Espagne et Nicolas Raharivony, champion de Madagascar 2023, sont retenus chez les hommes. Tsantatinony Iairiaina, championne de Madagascar […]




