“Raha ny tokony ho izy, manao fanadihadiana ny olompirenena fa tsy mihinana amam-bolony”, hoy ny mpampakatenin’ny Ceni, Andriamarotafika Soava, manoloana ny mety hirotsahan-kofidina ho solombavambahoaka a,’ireo efa manomboka midina ifotony amin’izao fotoana ary ao ny manomboka mizara fanomezana etsy sy eroa. Tena mifandrify amin’izay lazainy tokoa ve ny fihetsiny sy […]
Mois : mars 2024
Indroa mahita ny maizina
Nahoraka tamin’ny tambajotran-tserasera, omaly sy afakomaly, ny mahakasika ilay Da-Willy mpanolana. Samy nanovokovoka tamin’ny fanomezan-tsiny sy ny fitsaram-bahoaka avokoa Ramalagasy tsivakivolo. Rariny sy hitsiny izany satria iza no tsy maharary amin’izany atao hoe zaza «tsy manan-tsiny» izany. Tafahoatra sy feno habibiana rahateo ny zava-niseho. Nahafinaritra sy nahavelombolo aoka izany […]
PDS Ramanambintana Richard: “Hiova anatin’ny fotoana fohy Antananarivo”
Nametraka ho laharam-pahamehana amin’ny fitantanana an’Antananarivo Renivohitra ny Filohan’ny delegasiona manokana (PDS), Ramanambintana Richard. Nofaritany tamin’izany koa ny vina ho an’ny CUA. “Hiova ao anatin’ny fotoana fohy ny tanàna”, hoy izy. Nambarany fa anisan’ny voalohany hatao ny hanalana ny fako miaraka amin’ny SMA ato anatin’ny 10 andro, taorian’ny nahazoana ireo fitaovana avy […]
TSELATRA
Renim-pianakaviana iray nifamaly tamin’ny vadiny nijanona fo tampoka ka namoy ny ainy tao Ankirihiry Toamasina, omaly. Niezaka nitondra azy teny amin’ny hopitaly ireo manodidina saingy tsy tana ny ainy. Niteraka fitohanan’ny fiara nandritra ny ora iray ny lozam-pifamoivoizana niseho teny amin’ny RN4 hiditra ny tanànan’i Mahitsy, ny alahady 3 marsa […]
Fiaran’ny polisy : nandeha ho azy teo am-panamboarana
Saika zava-doza! Niharan-doza ny fiaran’ny polisy ao amin’ny kaomisarian’Ambatondrazaka, omaly, ka potika tanteraka ny lohany. Namboarina noho ny olana teknika izay voalazan’ny mpanamboatra fa tsy nasiana « frein à main » mitazona azy ity fiara ity. Niroso nandeha tampoka nihazo ny fidinana mandalo ny kaomisaria anefa ilay fiara ka nifatratra tami’ny andrin-jiron’ny […]




