Naiditra am-ponja vonjimaika ny olona sivy, voarohirohy tamin’ny halatra vy amin’ny tetezana any Fisoronana Faratsiho. Miisa 15 izy ireo ka nahazo fahafahana vonjimaika ny telo. Mitohy, omaly, ny fanadihadiana lalina ireo voampanga, ataon’ny polisim-pirenena sy ny sampan’ny Asa vaventy Faratsiho. Mampigadra 5-10 taona ny halatra toy izao. Natao, omaly, ny […]
Mois : mars 2024
Fanondranana lavanila : hisy rafitra iray hajoro
Hivondrona anaty rafitra iray manan-danja ireo firenena lohalaharana amin’ny famokarana lavanila maneran-tany toa an’i Madagasikara, Ouganda, Papouasie Nouvelle Guinée, Comores. Anisan’ny tombontsoa azo amin’ny fijoroan’ity rafitra ity ny fahamarinan-toeran’ny vidin’ny lavanila eo amin’ny tsena iraisam-pirenena, ny fampiroboroboana sy ny fampandrosoana maharitra eo amin’ny seha-pihariana. Ao anatin’izany ny fahitana tsena vaovao […]
Harinkarena Faobe: mila ampitomboina ny fahaizana sy ny traikefa
Marefo ny toekaren’i Madagasikara noho ny tsy fahampian’ny famokaran’ny tsirairay. Mila ampitomboina ny fahaizana sy ny traikefa (capital humain). Ambany ny harinkarena eto Madagasikara ka tsy ahafahana miady amin’ ny fahantrana na koa ametrahana ny Nosintsika ho anisan’ ireo firenena vao misondrotra maneran-tany. Miankina amin’ ny famokarana ny fitombon’ny harinkarena, […]
YLTP – KANDIDA : tsy tokony hisy omena vahana
Nanao fanambarana momba ny zotram-pifidianana ny mpikambana eo amin’ny Youth Leadership Training Program (YLTP), niofana momba ny haitarika hiatrehana ny fifidianana, omaly, teny Antaninarenina. Tanjona ny hanentanana ny rehetra, indrindra ny tomponandraikitra, ny amin’ny hisian’ny fifidianana mangarahara. Ny famoahana haingana ny fitsipi-dalaon’ny fifidianana solombavambahoaka sy ben’ny Tanàna ary mpanolotsaina no […]
Startimes TV : fandaharana telo vaovao ho an’ny mpijery
Manome tolotra vaovao ho an’ny mpijery ny mpamokatra fandaharana televiziona niomerika, Startimes. Araka ny fanazavana nentin’ny tomponandraikitry ny fifandraisana ao amin’ity orinasa ity, misy ny fandaharana vaovao afaka arahina ao amin’ny DTT sy ny DTH ny televiziona BFM TV, ST Movies amin’ny teny anglisy ary ny ST Toons amin’ny teny […]




