Mois : avril 2024

TSELATRA

Zaza sendra nandalo voatoraky ny adala teny Ambohimanarina, omaly. Naratra mafy teo amin’ny lohany ilay zaza. Nentina namonjy ny CSBII ao an-toerana izy. Nofatoran’ny fokonolona ilay tsy salama saina. Notanana vonjimaika any am-ponja, taorian’ny fampanoavana ilay lehilahy namono nahafaty mpisolovava tao Nosy Be, afakomaly. Handeha hiantsena io mpisolovava io no […]

Telo mianadahy tsy hita popoka : mitaky 80 tapitrisa Ar ireo mpaka an-keriny

Mitaky vola mitetina 80 tapitrisa Ar, amin’izao fotoana izao, ireo dahalo naka an-keriny telo mianadahy tao amin’ny fokontany Ambohi­ma­mory, kaominina ambanivohitra Anjo­zorobe, distrikan’Anjozorobe. Nitrangana fanafihana niharo vono olona tao amin’io toerana io, ny 23 marsa lasa teo. “Na­nafika tao amin’ny sefo fokontany ireo dahalo efa-dahy, nitondra basy ny roa ary zava-maranitra ny […]

Nanafika karana: 5 lahy nandroba 25 tapitrisa Ar

Norobain’ny jiolahy dimy, nitondra basy PA sy Kalachnikov, ny tranombarotra an’ny karana iray eny Andrefan’Ambohijanahary, omaly hariva. Notifirin-dry zalahy ny totohondry ny vavany. Lasa ny vola 25 tapitrisa Ar. Nitrangana fanafihan-jiolahy mitam-piadiana ma­­hery vaika ny tranombarotra iray lehibe an’ny teratany Karana eny Andrefan’ Ambohi­janahary, omaly hariva tamin’ny 5 ora sy 30 […]