Mois : avril 2024

INDRAY MIJERY

Ho an’ny taona 2024, mahatratra 700 miliara Ar ny sorabola ilaina amin’ny fanaovam-baksiny. Mandray anjara amin’ny fividianana ny vaksiny mahazatra (BCG, DTCoq, VAR…) ny fanjakana ary manome ny olona hiasa hanao vaksiny. Ankoatra izay, manaparitaka ny vata fampangatsiahana hitehirizana ny vaksiny ihany koa. Hisy fidinany ny maripana ambony indrindra any […]

fampianarana teknika: havaozina ny fandaharam-pampianarana

Manana dimy volana ny mpisehatra sy ny minisitera hamolavolana ny fanavaozana ny fandaharam-pampianarana ho an’ny fampianarana teknika. Tanjona ny hampifanaraka ny filan’ny tsena sy ny fahaiza-manaon’ny mpianatra avy eny amin’ny teknika. Havaozina ny fandaharam-pianarana ho an’ny fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa. Satria ny taona 1990 no nisy fanovana farany […]