Tontosa omaly, teny amin’ny Zone Expo Forello Tanjombato, ny lanonana fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny « Salon International des Transports, de la Logistique et de la Manutention» (SITLM), andiany fahatelo. Olo-manankaja sy tomponandraiki-panjakana maro no niatrika izany, anisany ny minisitry ny Asa vaventy, Kly Ndriamihaja Livah Andrianatrehina, izay sady ray mpiahy […]
Mois : avril 2024
VAOVAO TAMBATRA
Hatsangana ao Ranomafana ny tobim-pamokarana herinaratra avy amin’ny rano. Miaraka amin’ny « Sinohydro » ny tetikasa sady hanana tanjaka 64MW. Hisitraka ny tetikasa ny faritra Analamanga sy Itasy ary ny distrika telo, toa an’i Fenoarivobe, Ankazobe sy Ambohidratrimo miaraka amina kaominina efatra hafa. Vita ny 85% an’ilay Zone d’emergence piscicole (ZEP) eny […]
Ivontoerana CFRH: fitantanana ny mpiasan’ny orinasa
20 taona nanofanana momba ny fitantanana ny mpiasa eny amin’ny orinasa ny Ivontoeram-panofanana momba ny fitantanana ny mpiasa (CFRH Institute) Ambaranjana. Hifantohana ny fifehezana ny maha olona, ny fampiharana ny fitsipika sy ny didy aman-dalàna. Nilaza ny tale jeneraly (DG), Rakotonarivo Olivia, fa « 4 monja ny mpianatra tany am-boalohany, ary […]
Tetikasa Taratra Toliara: fitantanana mahomby ny harena ambanin’ny tany
Nikarakara loabary an-dasy indray ny Tetikasa Taratra, volavolain’ny Kaonferansin’ny eveka ao amin’ny Eglizy Katolika, ny 3 avrily 2024 teo. Noresahana ny fitantanana mahomby ny harena ambanin’ny tany mba hitondra tombontsoa ho an’ny rehetra. Tany Benetsy, kaominina Ankilimalinike, distrika Toliara II, no nanaovana ny fivoriana, mahakasika ny lafiny lalàna mifehy ny […]
Fanapahan’ny Ovec : voailikilika ny kandidà roa ao Toamasina I
Tsy anisan’ny mpihazakazaka tamin’ny ora farany. Miisa fito ireo kandidà nandrotsaka antontan-taratasy firotsahana teo anatrehan’ny Ovec, ho an’ i Toamasina, ny alatsinainy teo. Nihena ho dimy anefa izany, omaly, rehefa nivoaka ny lisitr’ireo afaka hifaninana hiady seza roa any an-toerana. Anisan’izany ny kandidà tsy miankina Rajaonary Sylvestre, avy amin’ny fikambanana Coco […]




