Mois : avril 2024

Kianjaben’i Mahamasina: ho tonga rahampitso ny iraky ny Kaonfederasiona Afrikanina (Caf)

Ho fantatra amin’ity herinandro ity ny hoavin’ny kianjaben’i Mahamasina. Hanao fitsirihana sy hanadihady mahakasika io fotodrafitrasa io mantsy ny iraka manokan’ny Kaonfederasiona Afrikanina (Caf). Hamantarana izay tokony hohavaozina sy hamboarina izy ireo. Ho tonga rahampitso alakamisy, eto Madagasi­ka­ra, i Josua Andries Hoebeb, iraka manokan’ny Kaonfederasiona Afrikanin’ny baolina kitra (Caf). Anton-diany […]

Lapan’i tsimbazaza: tsy azo anaovana hetsika politika

Tsy azo hanaovana hetsika politika intsony eny Tsimbazaza. Ho arahi-maso akaiky izay mivezivezy eny amin’ny Antenimerampirenena. “Tsy azo hanaovana he­tsika politika intsony eto amin’ny Anteni­mi­eram­pirenena. Izay no fe­pe­tra noraisina. Tsy mandray ankoatra ny fanaovan-tsakafo ny ao amin’ny “cafétaria”. Tsy mandray olon-kafa, na mpanao politika na valandresaka ho an’ny mpanao gazety.” […]

Foot réunionnais: Angelo Andrianantenaina, l’attaquant incontournable de l’AS Excelsior

Angelo Andrianantenaina continue de faire parler de lui dans le championnat régional de La Réunion. L’attaquant de l’AS Excelsior, connu pour son flair pour le but, a démarré la saison avec une efficacité remarquable car il occupe actuellement la tête du classement des buteurs après seulement trois journées. Avec quatre […]